Other News

SOMBIM-BAOVAO

Mialoha ny handehanan’ny Makis Ladies ho any Kenya, noraisin’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Rasambany Alain Désiré, ny zoma teo, tetsy Ambohijatovo, ny vehivavy malagasy mpilalao Rugby. Notoloran’ny minisitra vatsin-dalana izy ireo tamin’io fihaonana io, ary nanolotra tsodrano ho an’ireto ekipam-pirenena malagasy hitondra avo ny voninahim-pirenena ireto izy. […]

« Mada sénior 2025» : Rava tsy lera ny lalao

Ratsy fiafara ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madaga­si­kara, taranja handball, sokajy Sénior 2025. Fifaninanana notanterahina tao amin’ny Kianja mitafo Arena Toamasina, ny ala­hady 9 novambra lasa teo. Tsy tontosa hatramin’ny farany man­tsy ny fihaonana teo amin’ny sokajy lehilahy, nikatrohan’ny Littoral SC Atsinanana sy ny HBC Cut Atsimo Andrefana. Niala an-daharana […]

Lalao ara-pirahalahiana : Raikitra ihany ny fihaonan’ny Barea sy i Guinée Equatoriale

Na dia teo aza ny vaovao naelin’ny Federasionina gineanina (FeGuiFut), ny zoma lasa teo, fa tsy ao anatin’ny fandaharam-potoan’izy ireo ny hifandona amin’ny Barea. Fantatra omaly ihany, fa i Madagasikara sy i Kenya, no hifanandrina aminy. “Saika ratsy”! Nanitsy ny vaovao navoakany tao anatin’ny tambajotran-tseraseran’izy ireo ihany, ny Federasiona gineanina […]

VAOVAO TAMBATRA

Mikatona avokoa ny masoivohon’ny Jirama manerana ny Nosy, manomboka androany. Miroso amin’ny fitokonana faobe ny mpiasa. Tsy mandray baiko avy amin’ireo mpitantana ka hampihatra ny « service zero » izy ireo. Tsy mankasitraka ny sata vaovaon’ny orinasa ny mpiasa ka manamafy ny fanafoa­nana izany sy ny fanalana ny tale jeneraly, Ron Weiss. […]

Sekoly Maarif: Namboly zana-kazo miisa 177

Aseho amin’ny alalan’ny fambolen-kazo ny fandraisana andraikitra ho fiarovana ny tontolo iainana ao amin’ny sekoly iraisam-pirenena Ma­arif Talatamaty. Nohaza­vain-dramatoa Irmak Tuncer, sek­retera fahatelo ao amin’ny masoivohon’i Torkia eto An­tananarivo, fa hetsika iara­han’ny masoivohon’i Torkia sy ny mpianatry ny sekoly Maarif manatanteraka, anehoana fa manomboka amin’ny fahazazany dia efa beazina ny […]