Other News

Fadintseranana Malagasy: Misy ny tanjona ara-tontolo iainana

Miditra an-tsehatra amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny Fadintseranana malagasy. Voarakitra ao amin’ny Tanjona stratejika faha-8, ao anatin’ny Drafitra stratejika vaovao ho an’ny 5 taona manaraka (2025-2029) izany. Voafaritra ao ny fanamafisana ny fanaraha-maso amin’ny fanondranana antsokosoko ireo zavamananaina arovana sy ny vokatra manimba ny tontolo iainana. Eo koa ny […]

Volan’ny Adema : Vonona amin’ny fifampi­di­nihana ny Ravinala Airports

Manana mpikambana ao anatin’ny Filankevi-pitantanan’ny Ravinala Airports ny orinasa Adema. Mahafantatra ny zava-misy sy ny fomba fandoavana ny vola rehetra. Namaly ny fanambaran’ny mpiasan’ny orinasam-panjakana Ade­ma, ny Ravinala Airports, ma­hakasika ny volany 16 tapitrisa euros na 80 miliara Ar. No­hazavainy fa azon’ny Ravinala Airports tsara ny zavatra manahirana ny mpiasan’ny […]

Taranak’andriana… : Haverina ny hasin’ny firenena

«Hanao ny dingana rehetra izahay handavorariana ny hamerenan-kasina ny firenena sy ny eto Analamanga. Hodiovina sy esorina ny tsy mety. Alana ny faditra mba hiverenan’ny hasina sy hivelaran’ny fiainana ho an’ny taranaka fara aman-dimby», hoy ny avy amin’ny Vovonan’ny taranak’ andriana sy ny mpandala sy mpitana ny fomban-drazana, tetsy Maroho. […]

Haitao Zafimaniry : Hifotorana ny fampitana traikefa amin’ireo taranaka

Tsy mampiavaka ny Zafimaniry irery, fa hahafantarana an’i Madagasikara maneran-tany ny haitao vitany. Misedra olana maro ka mahavitsy ny mpanao asa tanana mifototra aminy ity seha-pihariana sady fanandrantana fahaiza-manao sy kolontsaina manokana ity. Inona ny tokony hatao mba tsy ho tapitra eo amin’ireo mpiangaly azy amin’izao fotoana ny haitao Zafimaniry […]

TSELATRA

Nahitana taolam-paty maromaro tao anatin’ny farihin’Andranomaimbo, fokontany Antsenakely, omaly maraina. Nofonosina tao anaty bodofotsy ireo taolam-balo ary nalatsaka tao anaty rano. Mpanala tsikafona no nahita ny tranga sy niantso tomponandraikitra. Taolan-dava avy amin’y razana telo no hita rehefa nosavaina. Taolam-paty efa misy may ihany koa izany. Tonga teny an-toerana ny […]