Other News

Tsipy kanetibe – «Mondiaux 2025»: Tafita amin’ny fihodinana fahefatra ny Malagasy

Nitohy omaly, tao amin’ny Kianja mitafo Douaisis, Fran­ce, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy kanetibe, sokajy vehivavy. Ny fiatrehana ny fifanintsanana isam-bondrona ho an’olon-telo miaraka no natrehin’ireo mpifaninana rehetra. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany ny Malagasy izay tafita amin’ny fihodinana fahefatra. Raha tsiahivina ny lalao vitany, resin’i Belgique teo […]

SOMBIM-BAOVAO

Efa manomboka fantatra ireo mpikatroka handray anjara amin’ny “Muay Thai Tournament 3″ hatao ao amin’ny Arena Toamasina, ny 23 novambra izao. Anisan’ny hifaninana, mandritra izany, eo amin’ny sokajy vehivavy, i Lova, latsaky ny 54 kg, i Eulalie latsaky ny 58 kg ary i Miora, latsaky ny 60 kg. Hisy ny”prize […]

Fiofanana Fiba Afrika: Malagasy mpitsara telo afa-panadinana

Namoaka ny anaran’ireo mpitsara afrikanina nahomby tamin’ny fiofanana ny eo anivon’ny Fiba Afrika. Malagasy mpitsara telo, ahitana an-dRabemananjara Mbolamena, Son of Man Sunshine Cynthia Anastasie ary Rakotonirina Lantomananarivony Aina Redjany, no afaka tamin’ny fanadinana ka nahazo ny mari-pahaizana Niveau 1. Tsiahivina fa mpitsara efatra no niatrika ny fiofanana ho an’i […]

« Grand Trail de la Réunion » ; Hifaninana amin’ireo atleta 300 i Sidonie

Hanana solontena amin’ny « Grand Trail de la Réunion » i Madagasikara. Hiaro ny voninahi-pirenena amin’izany Randrianarivelo Sidonie, atletan’ny AS Fanalamanga. Nanome fankaherezana sy tohana ho azy ny orinasa hoentin’ny miatrika izany fifaninanana goavana izany. Hanainga anio, hiatrika ny « Grand Trail de la Réunion » hatao ny 16 oktobra ho avy izao Ran­drianarivelo […]

OJM : Handray fepetra amin’ireo mpisandoka

Mitohy ny fampitandre­man’ny eo anivon’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM) manoloana ireo misoloky sy misandoka izany asa izany. Nambaran’ny filohany, i Mo­nica Rasoloarison tetsy Ambohidahy fa anisan’ny fepetra horaisina ny fanesorana ny mari-pamantarana azy ireny «Brassard» sy ireo marika hisandohana fa mpanao gazety. «Tsy azo idiran’olon-kafa ity asa ity ary […]