“Baobab, source de vie”. Raikitra ny resadresaka iarahana amin’i Cyrille Cornu eny amin’ny Mozean’ny saripika Anjohy, anio amin’ny 10 ora maraina. Mandalo eto Madagasikara ity mpikaroka nanokana fotoana ho an’ny karazana baobab eto amintsika ity. Mifameno amin’ny fampirantiana saripika izay miseho amin’izao fotoana izao, eny an-toerana, izany. Izay indray vao […]
Other News
Noho ny zava-misy ankehitriny: Nahemotra ny fampisehoan’i Narisoa
Tsy voatazona ny andro tokony hanaovan’i Narisoa fampisehoana lehibe ao amin’ny CCEsca Antanimena. Raha ny 2 novambra izao no nampahafantarina ny fisian’ny seho. « Noho ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena, ahemotra amin’ny fotoana maha mety azy ny hanatanterahina ny fampisehoana. Holazaina amin’ny fotoana manaraka izany », hoy i Ndrema, nampita ny […]
Lalatiana: Anio ny seho, atsy La Réunion
Hafaliana ho an’ireo mpankafy azy ao La Réunion. Efa nitaintaina izy ireo raha naheno ny fanafoanana ny seho tokony hataon’i Lalatiana eto Madagasikara. Nisento kosa rehefa tonga any an-toerana ity mpanakanto ity, hanatontosa ilay seho, anio, ao amin’ny Amphithéatre Moufia, ao Saint Denis. Miara-dalana amin’i Lalatiana, any an-toerana, i Rija […]
“Africa Photo Fair 2025” : Hampiranty any Abidjan i Henintsoa Rafalia
Mivelatra hatrany any Afrika sy maneran-tany ny talenta malagasy. Handray anjara amina hetsika lehibe ho an’ny saripika, any Côte d’Ivoire, i Henintsoa Rafalia. Hanasongadinana ny talentan’ireo mpaka sary afrikanina, hiditra amin’ny andiany fahefatra ny “Africa Photo Fair 2025”, hatao any Abidjan, Côte d’Ivoire. Voaasa handray anjara sy hampiranty ny sanganasany, […]
TSELATRA
Nitrangana lozam-pifamoivoizana tetsy amin’ny lalam-baovao Rocade, omaly hariva. Fiara Mazda iray no nandona moto iray nijanona tao anaty fitohanana teny an-toerana. Vokany, naratra mafy ny lehilahy roa nitaingina io kodiaran-droa io ary nahitana fahasimbana ihany koa ilay moto nentin’izy ireo. Efa nentina notsaboina eny amin’ny hopitaly moa ny naratra taorian’ny […]







