La célébration du 103e anniversaire du Semipi (Sekoly miaramilam-pirenena), l’Ecole militaire nationale des enfants de troupe de Beravina à Fianarantsoa, a pris une dimension institutionnelle et politique hier, en présence du président de la Refondation, le colonel Michaël Randrianirina. «La solidarité et l’unité nationale constituent des conditions essentielles pour permettre […]
Other News
Institution : vers le remplacement de tous les membres de la HCC !
Après la nomination controversée de trois nouveaux membres de la Haute cour constitutionnelle (HCC) au mois d’octobre, au titre du quota présidentiel, l’Assemblée nationale s’apprête à élire leurs représentants à Ambohidahy. Le vote prévu le 28 mai, est déjà inscrit à l’ordre du jour de la Chambre basse. Dans le […]
TSELATRA
Nanomboka niverina indray ny fanaovana fisafoana iarahan’ny vahoaka sy ny Polisim-pirenena ao Mananjary, tamin’ity herinandro ity. Tanjona ny hafahahana manamafy ny fandriampahalemana sy ny filaminana any an-toerana. Nidina ifotony nandritra izany, ny kaomisera foibe izay nanentana sy nanofana ireo vaomieran’ny fandriampahalemana avy amin’ny fokontany isan-karazany. Hiara-miasa ny fanaraha-maso sy fanomezam-baovao […]
Analefahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana : Alàna ireo fiara sy moto mijanona amoron-dalana
Nanatanteraka fivoriana tetsy anivon’ny Lapan’ny tanànan’Antananarivo, omaly, ireo tomponandraikitra eo anivon’ny kaominina Antananarivo sy ny polisim-pirenena ary ny solontenan’ny mpampiasa lalana. Niarahan’ny rehetra nanapa-kevitra mba hanatsarana sy hanafoanana sy hanalefahana tsikelikely ny fitohanan’ny fifamoivoizana eto Antananarivo sy ny manodidina. Anisan’ny nodinihina nandritra izany, ny firosoana amin’ny fanesorana ireo fiara sy […]
Toamasina : Mirongatra ny asan-jiolahy
Lasan’ny olon-dratsy ny moto miisa roa nandritra ny fizaram-bola nataon’ny Fid tao Toamasina Renivohitra, afakomaly. Vao avy nahazo vola, olona iray norobain’ny jiolahy. Ankoatra io, nitondra moto, renim-pianakaviana iray norobain’ireo olon-dratsy ka lasa ny vola mitetina 280 000 Ar sy ny moto nentiny, tamin’ny 1 ora tolakandro. Tsy nisy afa-nanao na […]






