Iray amin’ireo hetsika kolontsaina lehibe indrindra fanao isan-taona ny “Madajazzcar Festival”. Misy hatrany ny fanatsarana sy ny fanatevenana. Tranga mitarika any amin’ny fivelarana lehibe, amin’ny lafiny maro izany. Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-36 ny “Madajazzcar Festival” ho an’ ity taona 2025 ity. Fisokafana sy fivelarana lehibe no ho hita manomboka […]
Other News
Manjavozavo ny hoavy: Beazina ho vahiny eto amin’ny taniny ny Malagasy
Taona 1960, niverina tamin’i Madagasikara ny fahaleovantenany. Samy nanana ny niheverany io tranga io sy ny zava-mifamatotra aminy. Ny niraisan’ny loha: « afaka isika. Antsika amin’izay i Madagasikara sy ireo momba azy rehetra». Izay tokoa no nitranga?… Afaka? Tany ambadik’Imanareza, nanana ny maha izy azy ny Malagasy. Nitohy taty amin’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hiditra amin’ny dingana ampahefa-dalana, anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifaninanana nasionaly N1A, lahy sy vavy, taranja basikety. Hanokatra ny lalao, anio, ny eo amin’ny sokajy vehivavy, izay hifanandrinan’ny GNBC Analamanga sy ny Varsity Anosy ary ny MB2ALL Analamanga sy ny Dunamis Analamanga, amin’ny 9 ora maraina. Hotanterahina ny […]
Tsipy kanetibe – «Mondiaux 2025» : Efatra ireo mpilalao hisolo tena an’i Madagasikara
Nampahafantarin’ny Federation sport boule malagasy (FSBM), omaly, tany Frantsa, ny anaran’ireo mpilalao tsipy kanetibe hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany 2025. Fihaonana hotanterahina any Rome, Italie, ny 18 ka hatramin’ny 21 septambra ho avy izao. Lalao ho an’olon-droa, lahy sy vavy, ary lahy sy vavy miaraka. Ho an’olon-tokana lahy […]
Basikety : Mpitsara 21 eto Afrika manaraka fiofanana
Mandray ny fampiofanana ho an’ny mpitsara eto Afrika, karakarain’ny Fiba Afrika, i Madagasikara. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina izany, haharitra 4 andro. Mpitsara 21 mianadahy avy amin’ny firenena 12 (Madagascar, Algérie, Botswana, Cameroun, Égypte, Éthiopie, Gabon, Kenya, République centrafricaine, Rwanda, Tanzanie, Angola) no manaraka izany […]






