Other News

FAO sy ny minisitera MPEB : Hanohana ireo mpanjono madinika

Araka ny vaovao navoakan’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB), omaly, hiara-miasa amin’ny Sampandraharaha iraisam-pirenena misahana ny fambolena sy ny sakafo (FAO) izy ireo hanangana tetikasa hana­tsarana ny jono madinika eto Madagasikara. Fantatra fa ny 97% ny vokatra amin’ny jono eto amin’ny Nosy dia avy amin’ity sehatra ity avokoa, […]

Raharaha « boeing 777 » : Nesorina ny tale jeneralin’ny ACM

Araka ny tapaky ny filankevitry ny minisitra, natao afakomaly, nesorina teo amin’ny toerana maha tale jeneralin’ny Kaomisiona mitantana ny sidina ana habakabaka (ACM) azy, ny kolonely Gervais Damasy. Antony iray nahatonga izao fanapahan-kevitra izao ny raharaha “Boeing 777”, izay naiditra antsokosoko any Iran. Mbola voatazona vonjimaika any am-ponja moa ity […]

Fampandrosoana ny sehatry ny varotra : Hanatsara ny tolotra sy ny vokatra aondrana ny Fanjakana

Hametraka paikady vaovao hanatsarana ny vokatra aondrana any ivelany i Madagasikara. Nisy ny atrikasa natao omaly, teny Anosy, mahakasika izany. Notanterahina tetsy Ano­sy, omaly, ny atrikasa lehibe nokarakarain’ny ministeran’ny Fampirobo­ro­boana ny indostria sy ny varotra (MIC), tohanan’ny Padeir. Araka ny fanazavana voaray, nifantoka tamin’ny fanamafisana ny varotra ivelany ny atrikasa. […]

TARATRY ny KANTO

Eletrauma, eny amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Anarana tarika toa vaovao, kanefa efa fantapantatra ihany ireo mpikambana, izay efa mpiaraka hatry ny ela: Kevin Mirija (saxophone), Finoana (ampongamaroanaka), Miranto (gitara) ary i Vazo (gitara beso). Hiaka-tsehatra, anio manomboka amin’ny 8 ora alina, izy ireo, hizara mozika maroloko. Miainga amin’ny jazz, mandalo […]

« Angaredona Mozika Festival » : Handray vahiny mpanakanto Ambohimanga

« Kolontsaina mampiray firenena ». Tsy lohahevitra voizina fotsiny fa tena zava-misy marina io. Izay no hindrahindrain’ny “Angaredon Mozika Festival”, izay miditra amin’ny andiany faha-19 amin’ity taona ity. Hotontosaina ny 13 hatramin’ny 21 septambra izao ity hetsika goavana ho an’ny mozika miaina ity, eny Ambohimanga Rova. “Han­dray vahiny mpanakanto roa, […]