Mandalo eto i Dina, Ra-Play, Gôda, Pasy ary i Erick Manana. Ho tafaraka indray amin’i Benny sy Bebey, izay mpikambana ao amin’ny Lôlô sy ny tariny eto an-tanindrazana ry zalahy avy any ivelany. Mazava loatra fa hisy indray ny “Revy Lôlô sy ny tariny”, toa izay notontosain’izy ireo tamin’ny roa […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Hisokatra amin’ny fomba manetriketrika ny taom-pianarana 2025 – 2026 ho an’ny fampianarana kabary iandraiketan’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma). Ny sabotsy 13 septambra izao, amin’ny 8 ora maraina (ora eto Madagasikara) no hanatanterahina izany. Hizara roa ny fandaharam-potoana. Fanokafana araka ny fenitra Fi.Mpi.Ma sy atrikasa ho an’ireo izay hampianatra kabary, […]
Zavakanto an-tanàn-dehibe : Misy fiantsoana ireo manan-talenta
Hiverina ny “Festival d’art urbain”. Homarihina ny faha-10 taonan’ity hetsika lehibe ho an’ny zavakanto an-tanàn-dehibe ity, ny 17 hatramin’ny 26 oktobra izao, raha ny nambaran’ny avy ao amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Ny fikambanan’ireo mpanakanto mivondrona ao rahateo no mikarakara izany sy manao antso avo amin’ireo namany manan-talenta mba handray anjara […]
Hetsiky ny taona 2026: Manohana hatrany ny mpanakanto ny Madagascar Mozarteum
Fikambanana manome lanja sy sehatra lehibe ho an’ny mozika klasika sy ny tontolony ny Madagascar Mozarteum. Mametraka lamina ho an’ny taona 2026 ny mpikarakara. Manao antso ho an’ny tarika sy ny mpanakanto. Ho fampivelarana ny talentan’ny mpanakanto sady tafiditra rahateo ao anatin’ny ezaka ataon’ny Madagascar Mozarteum, ho fiatrehina ny hetsiky […]
VAOVAO TAMBATRA
Araka ny vaovao navoakan’ny minisiteran’ny Fitantanam-bola sy ny toekarena, omaly, nanatanteraka fivoriana arakasa, nanomboka ny 4 hatramin’ny omaly, ny iraka avy amin’ny Tahirimbola iraisam-pirenena FMI, tarihin’i Constant Lonkeng Gouana. Tanjona ny hahafahana mijery ny fandrosoan’ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy izy ireo. Tafiditra anatin’ny fanomanana ny fanaraha-maso fahatelo ny Fec […]






