Other News
Handball – CCOI 2025 : Nahemotra amin’ny manaraka ny fifaninanana
Nandefa taratasy ho an’ny Federasionina malagasin’ny handball (FMHB) ny fikambanan’ny handball aty amin’ny ranomasimbe Indianina (AHBOI), nivory ny 12 oktobra lasa teo, fa hahemotra amin’ ny fotoana manaraka ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, ho an’ny ekipa tompondaka (CCOI 2025). Fihaonana tokony hotanterahina any Toamasina, ny 15 ka hatramin’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Fifaninanana roa lehibe no mbola miandry ny Judokas malagasy, Rasoanaivo Razafy Aina Laura, latsaky ny 70 kg, amin’izao famaranana ny taona 2025 izao. Handray anjara amin’ny « Grand Chelem » hatao any Abu Dhabi, i Laura, ny 27 hatramin’ny 29 novambra izao, izay fandraisana anjara voalohany ho azy. Aorian’izay, hihazo an’i Tokyo […]
Filaharan’ny Fifa: Niakatra ho faha-106 ny Barean’i Madagasikara
“ Tsara fa tsy misy dikany!”. Io no teny azo ambara raha nahita ny filaharan’ny Barean’i Madagasikara, izay nivoaka tao amin’ny tambajotran-tseraseran’ny Fifa, omaly. Niakatra ho eo amin’ny faha-106 i Madagasikara, saingy tsy hiatrika Can 2025 no tsy hanao Mondial 2026. Toerana roa no nosongonan’ny Malagasy mpilalao tamin’ity, raha toa […]
Muay Thai – “Battle for Africa” : Malagasy roa handray anjara any Maorisy
Hotontosaina anio, any Maorisy, ny fifaninanana “Battle for Africa”, taranja Muay Thai. Manana solontena roa i Madagasikara. Mianadahy, ahitana an’i Jaomboto Jerry Edino, sokajy latsaky ny 60 kg, lehilahy sy Rasoanirina Olga, sokajy latsaky ny 60 kg, vehivavy no miaro ny voninahi-pirenena mandritra ity fifaninanana matihanina eo ambany fiahian’ny WMC […]






