Other News

Barikadimy: Mpianatra roa voaheloka herintaona

Tontosa ny marainan’ny talata 26 aogositra teo ny fotoam-pitsarana an’ireo mpianatra enina mirahalahy voampanga tamin’ny fandratrana olona sy fanimbana zavatra, toy ny fiara, teo amin’ny lalam-pirenena faharoa, ny 20 aogositra lasa teo. Taorin’ny fifandaharana, nambaran’ny filoha mpamoaka didy fa sazy fananarana no omena ireo mpianatra ireo. Iray voaheloka  enim-bolana  sazy […]

Fanafihana tetsy Ambohitrimanjaka: Raim-pianakaviana iray maty voavely tamin’ny vatan-kazo

Notafihan’ny jiolahy ny tokantrano iray tetsy amin’ny fokontany Antsahafohy, kaominina Ambanivohitra Ambohitrimanjaka, distrikan’Ambohidratrimo, ny alin’ny alatsinainy hifoha talata tamin’ny 11 ora teo. Namoy ny ainy vokatry ny vely vatan-kazo nataon’ireo olon-dratsy, ny raim-pianakaviana iray 46 taona, tompon-trano. Nivoa-dra ny vavany, ny sofiny, ny orony, mangana ihany koa ny tendan’ilay rangahy. […]