Comme c’était le cas lors de la Can 2019 en Egypte où Madagascar s’est qualifié pour les quarts de finale, l’Etat malgache a également affrété un avion spécial pour que les supporters nationaux puissent soutenir les Barea face aux Lions de l’Atlas de Maroc, au rendez-vous de la finale historique […]
Other News
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 27 08 2025 )
Fihodinan’ny toekarena : Manana anjara toerana lehibe ny orinasa madinika sy salantsalany
Manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandehanana ny toekarena eto amin’ ny Nosy, ny orinasa madinika sy salantsalany. Ny PME no mampandeha ny toekarena malagasy. Matetika anefa mandalo fotoan-tsarotra izy ireo, takon’ireo tsy manara-dalàna amin’ny fifaninana, indrindra eo amin’ny famatsiam-bola. Mihena ankehitriny ny isan’ny fananganana orinasa madinika sy salantsalany, toy ny […]
« Foara Ambalasira », andiany I : Ny fampandrosoana ny faritra Amoron’i Mania
Notanterahina nandritra ny 20 hatramin’ny 24 aogositra lasa teo, tao Antamponivinany Ambositra, ny hetsika ara-toekarena « Foara Ambalasira », andiany voalohany. Tanjona amin’ny hetsika ny fampahafantarana ny harena ara-kolontsaina sy ny asa tanana manokana. Toy ny hazo voasokitra, firavaka, asa tanana amin’ny landy. Eo koa ny fanohanana ara-toekarena ireo mpanao asa tanana […]
Tetikasa Haratonaina: Manampy ny olona tsy hikorosy fahana
Nitondra fanazavana momba ny tetikasa Haratonaina ny tomponandraikitra ao amin’ny Fid. Vaindohan-draharahan’ny tetikasa ny hanala ny olona anaty kizofaran’ny fahantrana. Manampy ny olona hiomana amin’ny fisondrotana amin’ny fiainana. Manome fitaovana ny olona hiavotana amin’ny alalan’ny tohana ara-bola, fanofanana ara-pihariana… Ireo tokantrano tena marefo no misitraka ny tetikasa. Vatsin’ankohonana sy Asa […]







