“Tiako ny manamarika fa ny filohan’ny Repoblika sy ny tenako dia tsy mahalala ny zava-misy”, hoy ny fanazavan’ny Praiminisitra Ntsay Christian, teny Anosy, omaly, taorian’ny famindram-pitantanana teo aminy sy ny minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro teo aloha, Ramonjavelo Valéry. Tsy inona izay zava-misy izay fa ny amin’ny […]
Other News
Raharaha Boeing 777-200 ER: Nesorin’ny Jly Ravalomanana Richard ilay Indianina mpanolotsainy
Nambaran’ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, tetsy Anosy, omaly, fa nofoanany avy hatrany ny fanendrena ilay Indianina, i Singh Khushwinder, izay voarohirohy sy karohina fatratra momba ny “Raharaha Boeing 777-200 ER“. Nohamafisiny fa tsy mpanolotsaina manokana izy io fa “bénévole” ihany. “Tsy misy zavatra fantatro ireny zava-misy ireny, namita […]
Anjaramanantsoa Laza Fanambinana : “Izay tena mangirifiry ny vahoaka aloha no olana amin’izao”
Aiza ho aiza ny tontolo politika amin’izao? Eny, na ny fiainam-bahoaka aza… Maneho ny heviny ny olom-pirenena tsotra hoe maro anisa mangina hatramin’izay, i Anjaramanantsoa Laza Fanambinana: “Izay tena mangirifiry ny vahoaka aloha no olana amin’izao”. Dinidinika… * Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny tontolo politika amin’izao? – Anjaramanantsoa Laza […]
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 30 07 2025 )
« La Rentrée du Jeune Patronat »: Fihaonamben’ny tanora mpandraharaha
Hatao ny 16 sy 17 oktobra ho avy izao ny andiany voalohany amin’ny « La rentrée du jeune patronat ». Hetsika natomboky ny Jeune patronat de Madagascar (JPM), vondrona tanora mpitarika sy mpandraharaha manolo-tena ho amin’ny fampandrosoana ny sehatra tsy miankina. « Tanjona ny hampifandraisana ny tanora mpitantana orinasa, mpampiasa […]






