Nitondra fanazavana mahakasika ny nanendren’ny filohan’ny Federasionin’ny kick boxing azy hisahana ny lafiny teknika ny Maître Rasoanaivo André Kelly. Nambarany fa tonga nanatona azy ny filohan’ny Federasionina, Rafidison José, ary nanankina aminy ny fametrahana ireo hitantana ny fanazaran-tenan’ny mpikatroka. Manoloana izany, nilaza izy fa miankina amin’ny lafiny teknika ny hahafahana […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Nifarana ny alahady lasa teo, teny amin’ny Tanàna Soa Ambohimanga, ny fiofanana Beach-volley ho an’ireo teknisiana sy mpitsara nokarakarain’ny Ligin’Analamanga. Niarahana tamin’ny mpampiofana Fidy izany. Nahazo mari-pankasitrahana ny mpiofana. Hotanterahina manomboka ny 22 mey izao kosa ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, eo amin’ity taranja ity. Tafita any amin’ny dingana manaraka, […]
Baolina kitra – Can 2027: Andrasana anio ireo hiray vondrona amin’ny Barea
Hotanterahina anio, any amin’ny foiben’ny Federasionina egyptianin’ny baolina kitra (EFA), Le Caire, Egypte, ny antsapaka hahafantarana ny anaran’ireo firenena izay ho mpiray vondrona amin’ny fifanintsanana Can 2027. Andrasana, mandritra izany, ireo ekipam-pirenena izay hiray vondrona amin’ny Barean’i Madagasikara. Marihina fa miisa 48 ny firenena tafita hifanintsana, hiady ny tapakila hiatrehana […]
Tsipy kanetibe – «Masters 2026» ; Tsy neken’ny FSBM ny fidiran’ny Decines amin’ny ekipa malagasy
Tsy ho anisan’ireo handray anjara amin’ny “Masters 2026”, taranja tsipy kanetibe, i Madagasikara. Araka ny fikarohana natao, miditra amin’ny fandrafetana ny ekipam-pirenena malagasy ny klioba Decines France. Fanapahana, notsipahin’ny Federation sport boule malagasy (FSBM) izany. Mbola ambentin-dresaky ny maro hatramin’izao ny tsy fandraisan’i Madagasikara anjara amin’ny “Masters 2026”, taranja tsipy […]
Mpilalao tantara amin’ny onjampeo: Hiaka-tsehatra ao Mahajanga ny Iray Fy’Art
Handeha lavitra kokoa amin’ny seho ataony. Hifamotoana amin’ny mponin’i Mahajanga sy ireo mpankafy ny mpilalao tantara amin’ny onjampeo, ny tarika Iray Fy’Art. Hilalao tantara an-tsehatra any an-toerana izy ireo. Hotanterahina ny alahadin’ny Pantekoty, 24 mey, ao amin’ny «Centre pastorale ex-Don Bosco» izany, hanomboka amin’ny 4 ora hariva. Hiompana amin’ny fiainana […]






