Other News

Madagasikara ao Cannes : Ho fanoitra ho an’ny fizahantany ny sarimihetsika

Mandroso tsikelikely ny tontolon’ny sarimihetsika malagasy. Misy ireo solontena malagasy any amin’ny « Festival de Cannes » any France, izay manana iraka manokana hotontosaina. Manana delegasionina mafonja any amin’ny «Festival de Cannes», andiany faha-79, i Madagasi­kara. Iraka iombonana eo amin’ny kolontsaina sy ny fizahantany ny marina kokoa, satria tanjona lavitr’ezaka ny hahatonga […]

Teknolojia niomerika: Andry iankinan’ny fampandrosoana

Manan-danja amin’ny fampandrosoana ny firenena sy ny fiainan’ny mponina ny fampiasana ny teknolojia niomerika. Nivoitra izany nandritra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenana ho an’ny fifandraisan-davitra sy ny fiarahamonina ara-niomerika, ny alahady teo. Mitohy ny ezaka ho an’i Madagasikara hanatsarana ny tambajotram-pifandraisana manerana ny Nosy. Ny taona 2024, mahatratra 80% ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Hanomboka amin’ny alakamisy 21 mey 2026 ho avy izao ny fandraisana ny fangatahana vaovao momba ny Fanomezan-dalana manokana fari-pitrandrahana harena an-kibon’ny tany na «Autorisation exclusive de réservation de périmètres» (AERP) sy ny Fahazoan-dalana vaovao. Nanomboka omaly ny fampahafantarana sy tantsoroka, manerana ny biraom-paritry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny BCMM […]

Vokatra fanondrana : Tsena vaovao ny mankany Chine

Zava-dehibe ny fikarohana tsena vaovao ho an’ireo vokatra fanondrantsika toy ny lavanila, kafe, voanjo ary hena. Nivoitra izany nandritra ny dinika nifanaovan’ny minisitry ny Varotra sy ny fanjifana, Andriamadison Haingotiana sy ny masoivohon’i Chine, miasa eto Madagasikara, Ji Ping. Voaresaka ihany koa ny fampitomboana ny fanondranana amin’ny vokatry ny fambolena […]

Fambolena : Hanondrana voanjo any Chine i Madagasikara

Harahina ny fenitra nasionaly sinoa ara-pahasalamana sy fahadiovana, ny GB 2761, amin’ny fanondranana vokatra ara-tsakafo any ivelany. Hanondrana voanjo any Chine i Madagasikara, hanomezana tombontsoa ny mpamboly. Natao sonia, omaly, ny fifanarahana eo amin’ny minisiteran’ny Fam­bolena sy ny fahavitan-tena ara-tsakafo (MiASA) sy ny masoivohon’i Chine. Mifan­toka amin’ny fanondranana voanjo, karazana […]