Manohy sy miezaka manatanteraka ny asany, araka ny vinan’ ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena amin’izao fotoana izao. Notanterahina tetsy Ambohijatovo, omaly, ny fandraisan’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Moustapha Marson Abdulah, an’ireo atleta malagasy mpilomano. Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, izay […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Tonga tampoka i Marion ! Vaovao lehibe ho an’ireo mpankafy, indrindra ireo efa nanam-pikasana ny hijery ilay fampisehoana « Génération 2000 », ity. Nampahafantarina mantsy fa « live streaming » ny anjaran’i Marion, noho izy monina any ivelany. Nigadona an-tanindrazana, omaly, ity mpanakanto anisan’ny namaky lay ny Rn’b teto Madagasikara ity. Hamerina indray ireo hira […]
« Revirevy mody masoandro » : Hampitambatra ny mpankafy rehetra
Hatao eny amin’ny tokotany malalaky ny CCI Ivato, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, ny alahady 27 jolay ho avy izao, ny fampisehoana « Revy revy mody masoandro », karakarain’ny Louvto Company. Hetsika hiarahan’ny tarika Mahaleo, Mahaleo Taranaka, Lôlô sy ny Tariny ary Samoela. Andiany fahatelo ity fampisehoana ity, nampisehoan’ny orinasa Airtel, fa mpiara-miombon’ […]
Green sy Kiaka : Mitohy ny fiarahana an-tsehatra
Toa ny tarika iray… Kanefa samy manana ny hanitra ho azy raha ny tarika Kiaka sy ny tarika Green. Efa tany amin’ny taona 90 tany no nisy ny fifandrasana akaiky teo amin’ireo mpikambana, ka mitohy mandraka ankehitriny izany. Porofon’ izany, maromaro ireo seho izay iarahan’ny Green sy Kiaka, na efa […]
Kolontsaina sy zavakanto : Miandrandra ny volana aogositra, septambra, oktobra ny mpihiragasy
Raha ny volana jolay no nantenaina fa hisy kely ny tsena. Nihena izany raha oharina tamin’ny taon-dasa. Mbola misy telo volana ahafahana mametraka ny fanantenana, anefa, raha ny nambaran’ireo mpihiragasy. «Ny firenena iray manontolo sy ny fiainam-piarahamonina mihitsy no mandalo fahasahiranana, ka tsy mahagaga raha misy fihenany ny adin-kiragasy hita […]






