Other News

Medaly volamena 3, volafotsy 2 ary alimo 4 azon’ny Malagasy

Tsara ny vokatra ho an’ny Malagasy, nandritra ny fiadiana ny amboaran’ny Afrika, taranja Judo, notanterahina tany Prétoria. Medaly 9 no norombahan’ny judokas malagasy. Tsy mitsanga-menatra ny Malagasy mpikatroka, misolo tena an’i Mada­gasikara, miatrika ny fifaninanana “Open et Coupe d’Afri­que”, taranja Judo, notontosaina tany Pretoria, ny faran’ny herinandro teo. Judokas 3 […]

Hijery ny fananany any Vatomandry: Kolonely mivady niaraka hita faty tany an-toerana

Hita faty tany Vatomandry, afakomaly ny zandary misotro ronono sy ny vadiny, izay monina etsy Ampahibe. Voalaza fa hijery fananana any an-toerana no nialan’izy ireo tao an-trano. Olona telo hita faty tao anaty trano iray manamorona ny lalam-pirenena faha-11A, 100 metatra tsy hidirana ny fiholahana Antokotelo, fokontany Niaro­vana II, kaominina […]

Protection des consommateurs: la société Hita fait l’objet d’une inspection

Face à la recrudescence des cas d’intoxication alimentaire, ayant entraîné le décès de plusieurs personnes à travers l’île et dont certains produits ont été pointés du doigt, comme l’huile alimentaire, le ministère de l’Industrialisation et du commerce (MIC) et ses branches intensifient leurs actions. L’Huilerie Industrielle de Tamatave (Hita), fait […]