Other News

Fanonganam-panjakana : Nahitana volabe tany amin-dRabary Paul sy Rakotoniaina Yves

Niakatra teny amin’ny fampanoavana, Anosy ny zoma teo ny raharaha fikasana hanakorontana sy fanonganam-panjakana. Voarohirohirohy amin’izany, Rakotoniaina Yves Maurice sy Rabary Paul. Nambaran’ny tonia mpa­mpanoa lalàna voalohany, Ramanantsoa Nomenarinera Mihamintsoa fa naiditra vonjimaika eny amin’ ny fonjan’Antanimora, ny minisitra teo aloha sady mpitarika ny antoko ny fireneko, Rabary Paul raha […]