Other News

Fikarohana sy sikidy: « Matematika misy ifandraisana amin’ny informatika »

Misokatra amina sehatra lehibe ny tontolon’ny kolontsaina malagasy, raha tarafina amin’ny olona liana aminy. Nanamafy izany ny hita nandritra ny velakevitra momba ny sikidy nataon’ny Pr. Rakotondrajao Fanja izay nilazany ny heviny momba io kolontsaina io… «Ny sikidy dia matematika. Misy ifandraisany amin’ny informatika ihany koa izy, sa­tria, mampiasa ny […]

Menaka Hina: manara-penitra ny famokarana

Mandalo « laboratoire » sy atao fitiliana isaky ny ora iray ny menaka vokarin’ny orinasa Hita. Manara-penitra ny famokarana sady mandalo fanadiovana samihafa mialoha ny hamarotana izany eny anivon’ny mpanjifa. Nidina ifotony tany Toamasina, toeram-panodidina menaka ataon’ny orinasa ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra, ny faran’ny herinandro teo. Nanomboka […]

Fandraharahana-EDBM: hamafisina ny fampiasana ny haitao ara-kajy mirindra

Miantraika mivantana amin’ny fisintomana ireo mpandraharaha vahiny ampiasa vola eto Madagasikara ny fomba fiasa vaovao napetraky ny Economic Development Board of Madagascar (EDBM) tao anatin’ny fandaharanasa “Projet de Réformes liées au Climat des Investissements” (PRECI). Tetikasa iarahana amin’ny Unité de Gouvernance Digitale, ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny […]