Misongadina hatrany! Mbola mampiseho ny heriny amin’ny fifaninanana tenisy any Frantsa, ny faran’ny herinandro teo, ho an’ny sokajy lehilahy, +35 taona, Rakotondramanga Antso, Malagasy mpilalao. Voahosotra ho tompondakan’i Frantsa fanindroany indray ny tenany, rehefa nandavo an’i Louis Quennessen, tamin’ny seta 2 no ho 0, (6/3,6/2), nandritra ny lalao famaranana. Azo […]
Other News
DAKA AN-JORONY: Aza mitratrevatreva fandeha
Rehefa miatrika fifaninanana, misy hatrany ny torohevitra sy toromarika avy amin’ny mpanazatra. Mba tsy hisy hanao fahadisoana ny tsirairay rehefa eny ambony kianja. Voalohany amin’izany ny fahamalinana. Ny tsara fijoro tokoa mantsy tsy mba mianjera ary ny tsara famindra tsy mba solafaka. Fadiana ny mitratrevatreva fandeha na manao gadongadom-pamindra. Matoky […]
07 jolay 2025
Tir en l’air du 7 juillet 2025
Musée de la photo: un Café-histoire sur l’eau et la poterie
Actuellement, une grande exposition sur le thème de l’eau, se tient au Musée de la photographie à Anjohy. Mises à part les diverses photos, quelques œuvres de Gloria Rabarison, spécialisée en poterie, sont également mises en évidence. Lors du Café-histoirede samedi, le professeur et archéologue Bako Rasoarifetra a choisi d’aborder le […]






