Niakatra fitsarana tao Toamasina ireo olona fito voarohirohy tamin’ny raharaha asan-jiolahy ny taona 2024. Nahavoarohirohy zandary telo, sy Tafika iray ary sivily telolahy, araka ny antotan-taratasin’ ady lah 66- Toa/25. Samy nanda ny fiampangana azy avokoa izy rehetra ireo nandritra ny fotoam-pitsarana. Tsy nisy rahateo ny mpitory sy vavolombelona nandritra […]
Other News
Baolina kitra kaomorianina : Mandalo krizy ny Federasionina any an-toerana ?
Araka ny fikarohana natao, omaly, izay navoakan’ny lahatsoratra an-gazety iray, Sport News Africa, fantatra fa mandalo fotoan-tsarotra ny Federasionin’ny baolina kitra kaomorianina (FFC). Raha ny fanazavana azo tamin’ity gazety iray ity, tsy dia hita ao an-toerana ny filohan’ny Federasiona FFC, Saïd Ali Saïd Athouman, izay lany fanindroany hitantana ity rafitra […]
Raharaha vonoan’olona tao Vatomandry : Lehilahy iray voaheloka mandra-pahafaty
Notsaraina tao amin’ny efitrano fitsarana ambony, sampana ady heloka bevava, ny talata teo, ny antontan-taratasin’ady lah 61 – Toa / 25 mahakasika ny raharaha ady lova nitarika famonoan’olona, ny 04 febroary 2024, tao Bemasoandro,Vatomandry. Naharitra ora enina. Niantomboka tamin’ny 9 ora maraina, tsy nifarana raha tsy tamin’ny 3 ora tolakandro, […]
TARATRY ny KANTO
Tsy mahay manaja ny Malagasy? Omena zavatra tsara, manimba. Omena toerana « avo », miteniteny foana. Omena fahalalana ambony, manaotao foana… Niova tanteraka ny Malagasy? Io tranga io, angamba, no araraotin’ny sasany hipetrahany eo amin’ny toerana tsy sahaza azy… Tranga maneho tsy fanajana ny hafa ihany koa ny tahaka io […]
Noho ny antony roa lehibe… : Mihena tsikelikely ny mpanao famadihan-drazana
Any amin’ny fokontany sy ny kaominina no hanaovana fangatahana raha hamadi-drazana. Ny fanisana ireny taratasy fangatahan-dalana ireny no nahafantarana fa mihena isan-taona ny Malagasy manatanteraka famadihana. Ny nahazo 63 isa mandritra ny fotoam-pamadihana iray tany amin’ny taona 2008. Nanjary 37 izany ankehitriny. Saika manahatahaka io ny ankamaroany ho an’ireo kaominina […]






