Other News
Fivatravatran’ny « IA »: Loza ho an’ny kolontsain’ny « adalam-pandrosoana »
Tsy azo sakanana intsony. Saika mampiasa na ampiasana ny « intelligence artificielle » na ny « IA » avokoa ny sehatra rehetra (fahasalamana, soratra, zavakanto sy kolontsaina…). Ho an’ ny firenena matanjaka, efa notezaina hahay mandray sy mampiasa azy io ny olona ao aminy. Vao 12 taona monja ny zaza, efa mahafantatra sy mahay […]
Horonantsary mamoafady: Handraisana fepetra ireo mpanaparitaka
Loza mitatao! Maro loatra ireo horonantsary mamoafady miparitaka, indrindra anatin’ny tambajotran-tserasera. Efa sady tsy voafehin’ny Malagasy ny fampiasana azy ireny, no lasa fitaovana manimba ny ankizy sy ny tanora ihany koa. Manoloana ireo tranga marobe nahazoana fitarainana, namoaka taratasy fampahatsiahivana ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera. « Iarahantsika mahita fa mihabetsaka […]
Tsipy kanetibe Analamanga: Tompondaka ny ekipan’ny Pac sy ny UBMT
Tontosa ny alatsinainy lasa teo, teny amin’ny Kianja Betongolo, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja tsipy kanetibe. Voahosotra ho tompondaka, teo amin’ny sokajy lehilahy, ny Pac, nahitana an’i Hery Morondava sy i Balôty ary i Eliot. Resin’izy ireo tamin’ny isa 13 no ho 6, teo amin’ny famaranana, ny ekipan’ny […]
Fifamindrana mpilalao: Tsy marisika ireo ekipa lehibe, misafidy ny tsy hanova
Fe-potoana dimy andro ihany no nomen’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), ahafahana manao fifindrana mpilalao anatin’ity taom-pilalaovana ity. Samy naneho ny heviny ireo klioba goavana toy ny Fosa, Disciples, Elgeco Plus, CFFA. Navoakan’ny pejin’ny Federasionina malagasin’ ny baolina kitra (FMF), afakomaly, fa efa nanomboka ny 11 ka hatramin’ny 16 mey […]






