Lalao telo avy hatrany no miandry ny Makis de Madagascar eo amin’ny andro voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby, lalaovin’olona 7, sokajy lehilahy. Hisantarana izany ny fifandonana amin’i Maurice, mpampiantrano.. Hotanterahina atsy amin’ny Nosy Maurice, ny sabotsy 21 sy alahady 22 jona ho avy izao, ny fiadiana ny […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Hotanterahina ny 20 sy 21 jona ho avy izao, etsy amin’ny Carlton Anosy, ny « salon biolojika”, andiany fahefatra. Hetsika hanandratana avo ny vokatra eto an-toerana, bio, sy hanentanana ny tsirairay hanaja ny tontolo iainana. Feno ny fandaharam-potoana mandritra ny roa andro hanaovana ny hetsika. Hisy ny fampirantiana sy atrikasa ary […]
Fanjifana: Tafakatra 4 200 Ar ny kilaon’ny lafarinina
Tao anatin’ny herinandro, niakatra ho 4 200Ar ny kilaon’ ny lafarinina eny an-tsena, raha mbola novidiana 3 200 Ar teo aloha. “Nahitam-piakarana manodidina ny 800Ar ka hatramin’ny 1 000Ar”, hoy Rakotondrabe, mpivarotra eny Ambondrona. « Mihena ny mpanjifa. Ireo mpivarotra mofo, mpanao mofomamy ary ireo mpanao tsena kely sisa no mividy eto aminay », raha […]
AFD: Namatsy vola hatramin’ ny 13,7 miliara euros
Tafakatra hatrany amin’ny 13,7 miliara euros ny famatsiam-bola nataon’ny Agence française de développement (AFD), ny taona 2024. Maherin’ny 1 250 ireo tetikasa nisitraka izany ho an’ny tombontsoan’ny mponina sahirana sy hanohanana ireo tetikasam-pampandrosoana. « 10 taona taorian’ny fankatoavana ny Tanjon’ny fampandrosoana lovainjafy (ODD) sy ny Accord de Paris dia faly aho milaza […]
Banky iraisam-pirenena: Mitotongana ny toekarena maneran-tany
Mietry tanteraka ny toekarena maneran-tany noho ny fifanolanana ara-barotra sy ny zava-misy amin’izao fotoana. Mihena ny fampiasam-bola, midangana ny vidim-piainana. Heverin’ny Banky iraisam-pirenena fa hietry ny toekarena maneran-tany mandritra ity taona ity noho ny fifanolanana ara-barotra sy ny zava-misy ara-jeopolitika. Voalaza ao anatin’ny tatitra nataony farany fa hidina hatrany amin’ […]






