Other News

Trafikana voamaso : Fito lahy voasambotry ny polisy

Voasambotry ny polisim-pirenena tao amin’ny fokon­tany Besavoa, afakomaly maraina, ny lehilahy fito, voarohirohy amin’ny fisolokiana sy fanaovana trafikana voamaso. Naharay angom-baovao tamin’olona tsara sitrapo ny Sampandraharaham-paritra misahana ny fanenjehana fandikan-dalàna Ihosy tamin’ ny 6 ora maraina fa misy an­dian’olona mandehandeha sy mivezivezy ao an-tampon-tanàn’Ihosy, hitady mpividy voamaso. Nidina ifotony nanao […]

Saika hanondrana volamena: Teratany indianina naiditra am-ponja

Natolotra ny fampanoavana, eny anivon’ny fitsarana Anosy, afakomaly, ilay teratany indianina saika hanondrana antsokosoko vovo-bolamena ho any Dubaï, ny 5 jona lasa teo. Nai­ditra vonjimaika am-ponja eny Tsiafahy ny tenany taorian’ny valim-pitsarana. Nilanja 422,72 g ny ny harem-pirenena sarobidy teny aminy, saron’ny polisy misahana ny sisintany eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato. […]

Avy nifoka zava-mahadomelina: Naiditra eny Tsiafahy ilay namono zaza 4 taona

Niakatra fampanoavana omaly, notanana vonjimaika any am-ponja, ilay lehilahy nanolana sady namono zaza­vavy tao Miarinarivo. Fidorohana rongony no nanosika azy hanolana. Naiditra vonjimaika eny Tsiafahy, omaly, ny lehi­lahy nanolana sady na­mono zazavavy vao 4 taona monja tao amin’ny kaominina Antoby Atsinanana, distrikan’i Miarinarivo. “Niaiky ny heloka vitany izy. Nanao ny […]

Kaominina Maromitety : Misendra olana mahakasika ny fambolena

Anisan’ny faritra ma­mo­katra lavanila ny kaominina Ma­romi­tety. Misedra olana manoloana ny karazam-pambolena isan-karazany fa­naon’ny mponina anefa ny fokonolona ao amin’ny fokon­tany maromaro mandrafitra io kominina io, anatin’ny disitrikan’i Vavateni­na, faritra Analanjirofo. Raha ny hita taratra nandritra ny fitsidiham-paritra nataon’ny mpanao gazety nidina ifotony, amin’ny akapobeny, fokontany ani­san’ny mamokatra lavanila ao […]