Other News

“Urban Trail »: Iarahan’ny Rotary Club sy ny MJS mikarakara

Hankalazaina ny faran’ny volana jona ho avy izao, ny Andro iraisam-pirenen’ny fanatanjahantena. Anisan’ny firenena mikarakara izany i Madagasikara. Araka ny valandresaka natao tao amin’ny La­pan’ny fanatanjahantena Mahamasina, omaly, hotanterahina ny 28 hatramin’ny 30 jona ho avy izao, ny hetsika fankalazana ny Andro iraisam-pirenen’ny fanatanjahantena. Mandray anjara mavitrika amin’izany ny minisiteran’ny […]

TARATRY ny KANTO

« Arendrina Fiderana », fampisehoana rindran-kira an-tsehatra miaraka amin’i Zook Davids, hotanterahina ao Antsahamanitra ny 25 jona izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro. Hiaka-tsehatra mandritra ity seho maimaimpoana ity ihany koa i Pasteur Jocelyn Ranjarison, Revival Messengers, 4Life Heaven Sound, sy mpanakanto nasaina manokana. « Arendrina Fiderana » hanehoana indray ny kolontsaina […]

« Star Tour » Tanà : Handrasana ry AmbondronA, Samoela, L Jo…

Hiditra amin’ny andiany fahefatra ny eto Antananarivo. Faharoa kosa amin’ity taona ity taorian’ny tany Antsirabe, ny « Star Tour » hotontosaina ny 20 hatramin’ny 22 jona izao, etsy amin’ny Coliseum Antsonjombe. Andiam-pampisehoana mandritra ny 3 andro no tena nahafantarana ny « Star Tour » hatramin’izay. Mbola voatana ihany izany amin’ity, satria ao anaty lisitra […]

IFM – Fetin’ny mozika : Omena ny vehivavy ny sehatra

21 jona, tahaka ny fanao isan-taona. Handray anjara amin’ny hetsika hanamarihana ny « Fetin’ny mozika » ny etsy amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM). Hiavaka tanteraka ny amin’ity taona ity, satria, omena ny vehivavy ny sehatra. Ao ny mpihira, mpitendry zavamaneno, mpanao slam, mpamoron-kira… Hanomboka amin’ny 4 ora tolakandro, etsy Analakely foiben’ny […]

Festival Dôlabe : « Te hampahafantatra an’i Sofia izahay », hoy i Dadi Love

Vao miteny hoe « Dôlabe », dia miaraka amin’izay ny anaran’i Dadi Love. Nataony indrindra hampahafantarana ny Faritra Sofia, indrindra ny lafiny kolontsaina ity hetsika ity. Hiakatra kokoa ny lentany amin’ny andiany fahatelo. Manana ny « Sômaroho i Wawa any Nosy Be. Nanao ny « Triatria » i Big MJ any Antalaha. Fa efa hiditra […]