Other News

« Coupe du monde de Slam »: hiatrika ny dingan’ny manasa-dalana, anio, i Santa

Tafita amin’ny dingan’ny manasa-dalana ny solontenantsika malagasy, ao anatin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, eo amin’ny “Slam poèsie”. Mpiangaly Slam kalaza, manerana izao tontolo izao no mifaninana amin’izany. Mipetraka hatrany anefa ny tanjona ho an’ity solontenan’ny Malagasy ity. Tanterahina anio manomboka amin’ny 7 ora sy 30 minitra, ora any Paris Frantsa, […]

Very ny fototra: tsy afa-mananatra ny Malagasy

Tsy honohono intsony fa efa iainana ankehitriny. Mala­gasy tsy manana tanin-drazana. Malagasy tsy mahay miteny malagasy. Malagasy tsy maha­lala ny « dian’ny vary ». Mala­gasy tsy mahafantatra ny rohin­tany… Raha ireo ampahana ohatra ireo no hiaingana, very fototra ny Malagasy. Tsy mijanona hatreo anefa fa, ny tanora mampiseho foitra. Ny ankizy mamingavinga […]

Volan’ny teny malagasy: hiray sehatra ny kabary, hiragasy, varibemenaka

Hafa noho ny fahita hatramin’izay! Volana jona, hanamarihina ny « Iray volan’ny teny malagasy ». Ho an’ity taona ity, hisy hetsika lehibe hotanterahina ny 1 jona, manomboka amin’ny 10 ora maraina, eny amin’ny zaridainan’Ando­halo. Fotoana hanasongadi­nan’ny kanto telo mampiavaka ny kolontsaina malagasy: kabary sy hiragasy ary varibemenaka. Haneho ny hasin’ny teny malagasy […]

Nametraka be ho an’ny kolontsaina: nifindra tontolo ny Tsimitoviaminandriandehibe Xhi

Xhi sy M’aa. Anarana mitakosina amin’ny tantaran’ny zavakanto sy ny kolontsaina malagasy izany. Nifindra tontolo i Xhi, nodimandry ny alarobia lasa teo. Banga ny tontolon’ny kolon­tsaina. «Noho ny fihavanana dia mampan­dre anareo izahay fa niamboho ny Tsimitoviaminandriandehibe Rajao­fetra Guy », hoy ny fianakaviany.Toy ny vara-datsaka ny vaovao ho an’ny tontolon’ny zavakanto […]

SOMBIM-BAOVAO

Nandrombaka medaly volamena tamin’ny fifaninanana « Acnoa », faritra fahafito, izay atao any Seychelles, ny Malagasy mpilalao tenisy ambony latabatra, lahy sy vavy, nandritra ny famaranana ny lalao isan-tarika ny alarobia lasa teo. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 3 no ho 0 i Maurice. Nahazo medaly volamena dimy tamin’ny taranja lomano ny Malagasy […]