Vonona hanome tantsoroka sy hizara traikefa hahafahana mampivelatra ny fandraharahana ao Afrika ny Tsenabe iraisam-pirenena eto Madagasikara (FIM). Ilaina ny manamafy ny sehatry ny toekarena hiatrehana ny fanatontoloana sy ny fanondranam-bokatra. « Tanjona ny hisarihana ireo afrikanina mpandraharaha ho avy eto amintsika », hoy ny mpandrindra ny Madavision sady mpikarakara ny hetsika, Ramanantsoa […]
Other News
Filoha Rajoelina Andry : Hiainga avy any atsimo ny fampandrosoana
Nifantoka tamin’ny resaka lalana ny kabarin’ny Filoha Rajoelina. Nambarany fa hovaina ny tantara, ka ny faritra Atsimo no hanana lalana betsaka eto Madagasikara, afaka telo taona. Hiainga avy any ny fampandrosoana. Taorian’ny tany Toliara, nijery ny fizotry ny asa fanamboaran-dalana any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy ny filoha Rajoelina Andry. Napetrany […]
IDEES EN GOGUETTE – Mercredi 14 Mai 2025
Fanatsaran’ny Ceni fomba fiasa: Nitombo 3% ireo mpifidy voasoratra anarana
Nifarana tanteraka omaly ny fanavaozana ny lisi-pifidianana ho an’ny taona 2024-2025. Nambaran’ny eo anivon’ny Ceni fa nitombo ny isan’ireo mpifidy voasoratra anarana. Nofaranana tanteraka manerana ireo distrika 120, omaly, ny lisitry ny mpifidy nohavaozina. Notontosain’ny rantsamangaikan’ny Ceni teo anatrehan’ireo mpisehatra amin’ny fifidianana eny anivon’ny distrika izany. Nivoitra tamin’izany fa miisa […]
Seranan-tsambon’i Toamasina: Mitsinjo ny hoavy mamiratra ho an’ny daholobe
Seranan-tsambo lehibe eto amin’ny firenena ny seranan-tsambon’i Toamasina, izay efa niorina hatry ny taona 1927. Efa tamin’ny taonjato faha-19 izy no nanana ny lanjany ara-barotra sy fifanakalozana tamin’ny any ivelany. Ny taona 1954 no nisy ny tale jeneraly voalohany, dia i Bhon, teratany frantsay. Ny taona 1927 ka hatramin’ny 1954 kosa dia […]






