Other News

Sport Rugby- “XXL Top 12” : Ratsy toerana ny Savony, STM

Notontosaina omaly, teny amin’ny Kianja Makis Ando­hatapenaka, ny andro fahavalon’ny fiadiana ny ho tomponda­kan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 12”. Somary ratsy toerana ao amin’ity fifanintsanana ity ny STM. Resin’ny klioban’ny Cheminot na Besetroka, tamin’ny isa 38 no ho 27, ry zareo, omaly. Raha hiverenana ny fihaonana, nanindry tanteraka ny […]

Andron’ny tontolo iainana: Homena sehatra ny basikety 3×3

Mifanolo-tanana amin’ny minisiteran’ny Fampiana­rana ambony sy ny fikarohana siantifika, ny Federa­sionina malagasin’ny basikety, amin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana. Hisy ny fifaninanana basikety 3×3 na “Environment Contest 3×3”, natokana ho an’ny Oniversite, hatao ny 5 sy 6 jona izao, manoloana ny Lapan’ny Tanàna Ana­lakely. Raha ny fandaharam-potoana, […]

Lomano-Afrika : Nahazo medaly volamena, volafotsy 3 ary alimo ny Malagasy

Namiratra ny Malagasy mpilomano nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja lomano, natao tany Oran Algérie, ny herinanandro lasa teo. Medaly 5 be izao no norombahin’ny Malagasy. Nanoratra tantara ho an’i Madagasikara ny delegasionina malagasy tany Oran Algérie. Tsy vitan’ny nitondra medaly maro nody fa vokatra tsy mbola nisy tao […]

VAOVAO TAMBATRA

Hisy fifanarahana vaovao hamerana ny vidin-tsolika hataon’ny fanjakana sy ny FMI (Tahirimbola iraisam-pirenena). Fifanarahana talohan’ny nipoahan’ny adin’Iran sy Israely ary i Etazonia manko ny teo aloha, tsy mihoatra na ho latsaky ny 200 Ar isaky ny litatra ny fiovan’ny vidin-tsolika. Vidiny tamin’ny volana febroary no mihatra, ankehitriny, fotoana tsy mbola […]

Fanodinana fako :Plastika 4 taonina navadika ho dabilio

Sekolim-panjakana fototra nisitraka fampitaovana vita tanteraka amin’ny fako plastika voahodina ny EPP Fi­troa­fana, Talatamaty. Tetikasa iarahan’n’ny vondrona Alsico SA sy ny Andao Company na­natanteraka. Efa niara-niasa nandritra ny telo taona ny roa tonta. Fiaraha-miasa mifantoka amin’ny fanodinana fako plastika sy ny fanajana ny tontolo iainana. Ankehi­tri­ny, fako plastika azo avy […]