Goavana indrindra amin’ny famokarana herinaratra ny tetikasa Sahofika, hatrany amin’ny 200 MW. Manana petra-bola ao ny fanjakana malagasy iarahana amin’ny orinasa Neho. Natao sonia, omaly, ny fifanarahana eo amin’ny vovonan’orinasa Neho (Nouvelle énergie hydroélectrique de Onive) sy ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), misolo tena ny fanjakana malagasy. Nanatrika […]
Other News
Depiote Ratsiraka Sophie: “Tsy nohajaina ny safidim-bahoaka”
Naneho ny alahelony manoloana ny voka-pifidianana ben’ny Tanàna farany teo ny depiote Ratsiraka Sophie. Manahy mafy amin’ny hoavy ny tenany, tamin’izany. “Malahelo ny vahoaka mahita fa nanaovana tery vay manta ny fametrahana ny ben’ny Tanàna tsy lany. Lasa ny fiarahamonina no simba sy potika tanteraka. Satria tsy nohajaina ny safidim-bahoaka”. […]
Sombim-baovao
Ho fanomanana ny CJSOI sy ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja Judo, misy ny « Open Mat » na ny fanazarantena hiarahana isan’andro, ny alatsinainy hatramin’ny zoma. Eny amin’ny Dojo Saint Michel Amparibe sy ny Dojo Sainte Famille Mahamasina no hanaovana izany. Ny Cadets sy ny Juniors no voakasika amin’izany. Tontosa […]
Fitantanana Spaoro: tanora vonona hizara ny traikefany i Zo
Tanora anisan’ny nanaraka ny fiofanana Cams (Cours avancés en management du sport), Andriambololona Zo Hajanirina ary nahazo ny mari-pahaizana, tamin’ny andiany faha-6 « Fototra » farany teo. Tsy vaovao eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena izy ary vao haingana no nandrombaka ny medaly volamena, nandritra ny “Open de Saint Denis”, natao tany La Réunion, […]
“IHF Trophy, sokajy vehivavy”: firenena efatra hiady izay ho lohany
Raikitra fa hotanterahina ny 24 ka hatramin’ny 31 mey ho avy izao, eto Madagasikara, ny fiadiana ny “IHF Trophy”, taranja handball ho an’ ny faritra faha-7. Fihaonana natokana ho an’ny sokajy U17 sy U19, vehivavy, ihany ny amin’ity taona 2025 ity. Tsy misy afa-tsy firenena efatra no hiady izay ho […]






