Other News

FIM 2025: Fahombiazana ny hetsika, vina ho an’i Afrika

Fahombiazana lehibe ny setriny ho an’ny andiany faha-19 amin’ny Foire internationale de Madagascar (Fim), notanterahina teny amin’ny Centre de Conférences International Ivato, ny 22 hatramin’ny 25 mey lasa teo. Ho an’ny MadaVision, mpikarakara ny hetsika, nametraka aina vao ny « Fim 2025 ». Mihoatra ny 250 ireo mpandray anjara tamin’ity andiany ity, […]

“Médecine du sport et de dopage” : 31 mianadahy nahazo mari-pankasitrahana

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Andasibe, ny fizarana ny mari-pankasitrahana ho an’ireo mpiofana nanaraka ny “Cours national décentralisé en médecine du sport et de dopage”. 31 mianadahy no nahavita ny fiofanana ka notolorana izany mari-pankasitrahana izany. Tsiahivina fa efa nanomboka ny 22 mey teo ny fiofanana ka nisy ny […]

Yas Semi-Marathon Mada 2025 :Nanjakan’i Jean Claude sy i Marthe ny fifaninanana

Notontosaina omaly, teny amin’ny kianjan’Alarobia, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny hazakazaka lavitr’ezaka, «Yas Semi Marathon » andiany fa­hadimy, taona 2025. Nanjaka teo amin’ ny sokajy « se­niors », ho an’ny alaviran-dalana 21 km, Rakotonirina Jean Claude, atleta lehilahy, avy amin’ny klioba AS Crown Antsirabe. Araka ny fanadihadiana natao, 1 ora sy […]