Other News

“FIBA 3X3 Women’s Series”: Handray anjara i Madagasikara

Anisan’ny afaka mandray anjara amin’ilay fandaharanasan’ny Fiba, natokana ho an’ny vehivavy mpanao basikety, 3×3, eto Afrika i Madagasikara, amin’ny maha tompondakan’i Afrika 3×3 ny Ankoay. Araka izany, handray anjara amin’ny “Fiba 3X3 Women’s Series” ny ekipa malagasy, sokajy vehivavy. Raha ny fandaharam-potoana, hizara dingana telo ity fandaharanasa ity ka ny […]

« Yas Coupe de Madagascar » : Klioba 16 hiady ny tapakilan’ny ampahefa-dalana

Hifampitaona etsy By-Pass ireo mpitia baolina kitra, ny faran’ny herinandro ho avy izao. Ho fantatra amin’io fotoana io ireo ekipa valo hanao ny ampahefa-dalan’ny “Yas Coupe de Madagascar”. Hotontosaina anio sy ra­hampitso, etsy amin’ny Kianja Elgeco Plus By-Pass, ny lalao ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, « Yas Coupe de Mada­gascar ». Anisan’ny […]

TARATRY ny KANTO

Njakatiana, eny amin’ny Naturia Palm Ambohibao. Mandritra ilay hetsika “Fitsangantsan­ganana ho an’ny reny”, izay hatao ny tontolo andron’ ny 25 mey izao. Hitondra ireo hirany nahafantarana azy hatramin’izay i Njakatiana, satria nomanin’ny mpikarakara ho fanomezana noho ny fetin’ny reny ny seho. “Ny endrika marolafin’ny literatiora malagasy”. Io ny lohahevitra iompanan’ny […]

Ezaka ho fiverenana any amin’ny fototra: Misahana taranja efatra ny foibe « Zanabaliha »

Manohy manatanteraka ny fanamby napetrany ny foibe fikarohana sy fampianarana momba ny kolontsaina ma­lagasy « Zanabaliha ». Raha nanomboka tamin’ny fampianarana valiha. Nitohy tamin’ny dihy malagasy. Nisokatra ihany koa ny kabary sy ny soratra. Fantatra fa tafiditra ao anatin’ny ezaka ho fiverenana any amin’ireo fototra maha Malagasy tanterahin’ity foibe ity ihany koa […]