Hisarika ireo mpamatsy vola sy mpandraharaha afrikanina ho tonga eto amintsika ary hampiroborobo ny fandraharahana ireo fanamby apetraky ny Tsenabe iraisam-pirenena eto Madagasikara (FIM) 2025. Ambohi-pihaonan’ireo mpandraharaha manerana ny Nosy ny Tsenabe iraisam-pirenena eto Madagasikara (FIM) andiany faha-19, atao eny amin’ny CCI Ivato. Efatr’andro hifanakalozan’ireo mpandraharaha sy hifampizarany ary hampahafantarany […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Zandry Gasy sy Inah, eny amin’ny Extra Pizza By Pass (Tour Eiffel). Fiarahana tsy sambany, kanefa be mpiandry hatrany satria feno kokoa ny feo sy ny zavamaneno. Mifameno mantsy ilay feo miavak’i Inah, amin’ny talentan-dry zalahy Zandry Gasy. Toraka izany koa ny hira alahatra, mihodina amin’ny famelomana ireo vakoka sy […]
Landy Volafotsy sy ny Odeamson: Hiantsehatra ny « Fangataham-panambadiana »
Tarika Landy Volafotsy, naorin’i Odeam Rakoto, andrarezin’ny hira, dihy, teatra malagasy. Odeamson, taranaka nandimby an’i Odeam Rakoto. Hanatanteraka hetsika ao Ambohitahara, Ambohidratrimo izy ireo. Hisy koa ny lanonana ao amin’ny Tranompokonolona Ambohidratrimo, ny 28 jona izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Holalaovina an-tsehatra ilay tantara mitondra ny lohateny “Fangataham-panambadiana”. Ankoatra […]
Hazakazaka amin’ny fandikan-teny: Manomboka very hevitra ny Malagasy
Iray amin’ireo teny velona eto ambany masoandro ny teny malagasy. Fototra maro amin’ny teny fampiasa maneran-tany no miainga avy eto Madagasikara. Ankilany, anefa, misy ihany koa ireo mikaroka sy manome lanja fatratra ny fandikan-teny. Ao ireo tafapetraka avy hatrany fa maro ny mampanalasala. Ny eo tsy hay… ny hafa mibosesika […]
Elisé Romuald: Nikaroka sy hampahafantatra ny Lahabôlaña betsimisaraka
Tanora, efa nilomano ela tao anatin’ny literatiora i Elisé Romuald. Nanam-piniavana manokana ny hanasongadina ny Lahabôlana betsimisaraka, izay efa nanaovany fikarohana an-taonany maro, izy. Mpanoratra, mpikabary, mpanao gazety ary mpampianatra i Elisé Romuald. Mpandala sy mpikaroka momba ny teny malagasy amin’ny ankapobeny, sy ny literatiora manokana ihany koa izy. Vaovao […]






