Other News

EPS- BEPC : Mandray mpiadina 4 334 ny Kianjan’Isahafa

Ambohi-pihaonan’ny mpiadina fanatanjahantena amin’ny BEPC nanomboka omaly, ny tao amin’ny Kianjan’Isahafa, ao Anosy Avaratra. Avy amin’ny Zap 11, anatin’ny Cisco Antananarivo Avaradrano, ireo mpianatra manao ny fanadinana. Mpiadina miisa 4 334, avy amin’ny sekoly miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana amin’ny tapany avaratra no miatrika izany. Tafiditra ao ireo mpiadina avy […]

Governoran’ny Faritra Atsinanana: “Mibosesika ny mpandraharaha vahiny hampiasa vola”, hoy Rakotovao Andry

Anisan’ny faritra manana ny hoaviny amin’ny lafiny fampandrosoana ny ao Atsinanana. “Tsy mijanona ho renivohitry ny toekarena fotsiny i Toamasina, afaka dimy taona dia hiova tanteraka noho ireo tetikasan’ ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry”, hoy ny governora mpisolo toerana, Rakotovao Andry. Gazety Taratra (*): Valo volana taorian’ny nametrahana anao ho […]

Hanatontosa ny “Tohan’aina” : Mandalo eto ny Miss sy Mister malagasy diaspora

I Kevina Volazara no Miss malagasy raha toa ka i Yanisse Jafari no Mister malagasy 2025. Mandalo aty an-tanindrazana izy ireo, ary nihaona tamin’ny mpanao gazety ny sabotsy teo, tetsy Antaninare­ni­na. “Fitsidihana efa fanao isan-taona izy ity, ho an’ny Miss sy Mister malagasy. Ha­natontosa ilay tetikasa “Tohan’ aina” no tena […]

TARATRY ny KANTO

Tsy araka ny nandrasana ny vokatra tamin’ny “Madaghost Show”. Noheverina ho tokony anisan’ireo seho goavana ity niseho omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ity. Tarika 20 be izao no nalahatra, saingy tsy maro toa izany kosa anefa ireo mpankafy namaly ny antso. Mpa­nakanto heverina fa tian’ny tanora amin’izao fotoana izao […]