Hitondra ny raharaha eny anivon’ny tomponandraiki-panjakana mahefa ny fianakavian’ny ilay lehilahy 22 taona maty vokatry ny fitsaram-bahoaka, ny harivan’ny talata 01 avrily teo, tamin’ny 6 ora. Naka laza adina andrana tamin’ny namany tao Mangarivotra io tovolahy mbola mpianatra io tamin’ny fotoana voalaza. Nitrangana asa fanendahana tampoka tao an-toerana. Niantso vonjy […]
Other News
Toamasina II : Rongony 250 kg sarona, olona dimy tratra
Tra-tehaky ny mpitandro filaminana any Toamasina ny velaran-tany mirefy 10 hekitara nahitana rongony 10 000 fototra maniry miaraka amin’ny vary, tany amin’ny kaominina ambanivohitra Andranombolaha sy Ambalarondra, disitrikan’ i Toamasina faharoa. Nosavaina ihany koa ny tranon’ireo tompona tanimbary teny an-toerana ka nahitana rongony efa maina milanja 250 kilao. Olona dimy voarohirohy […]
Mandroseza : Olona 6 naratra mafy nofaohin’ny kamiaobe
Olona enina naratra mafy vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho tetsy Mandroseza, omaly. Kamiao tapaka hisatra nizotra tamin’ny lalana midina no antony nahatonga ny loza. Nifatratra tamin’ny fiara teo alohany sy nandona mpandeha an-tongotra maro izy io. Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray tetsy Mandroseza, teny amin’ ny lalana Andriamanelo, omaly tamin’ny 4 ora folakandro. […]






