Notanana am-ponja vonjimaika ao Marofoto Mahajanga ny teratany vahiny iray 69 taona, tratra nanaparitaka sary mamoafady, ny 7 mey teo. Voasambotry ny polisy miady amin’ny heloka ana habaka taorian’ny fiaraha-miasan’izy ireo sy ny fikambana “Child Rescue Coalition” any Etazonia, io lehilahy io. Naharay loharanom-baovao ny polisy fa misy olona mivelona […]
Other News
Maroantsetra : Rongony 30 kg tra-tehaka
Zava-mahadomelina 30 kg saron’ny fokonolona tao Ampitsahantelo, fokontany Soanierana, kaominina Maroantsetra, ny 6 mey teo. Nentina roa lahy tamin’ny sakaosy ireo rongony ireo. Nampiseho fihetsika hafahafa ireo roa lahy rehefa nahatazana olona tamin’ny lalana, tamin’ny 10 ora maraina. Nasaina nijanona hanaovana fanadihadiana izy ireo saingy nandositra. Natsipin’izy ireo avy hatrany […]
Ambolomadinika Toamasina : Jiolahy dimy mpamerin-keloka maty voatifitra
Nirefodrefotra ny basy tany amin’ny bazary vorondolo Ambolomadinika Toamasina afakomaly. Lavo nandritra ny fifanenjehana tamin’ny polisy ireo jiolahy miisa dimy, malaza amin’ny fanafihana mitam-piadiana. Lavon’ny balan’ny polisy tany oamasina, afakomaly alina, ireo jiolahy miisa dimy. Malaza amin’ny fanafihana mitam-piadiana sy fampiasana zava-maranitra (antsy) any an-tampon-tanàn’i Toamasina izy ireo. Nifanenjehana tao […]
09 mey 2025
Ajustement de prix : Hausse continue pour le pétrole lampant
Les prix du pétrole lampant connaissent une hausse presque chaque mois depuis le début de l’année, si ceux du gasoil et le super sans plomb restent parfois inchangés ou diminuent. Cela est dû au mécanisme d’ajustement de prix mensuel mis en œuvre dans le cadre des deux programmes d’aide budgétaire […]






