Other News

Réseau électrique: la Jirama se prépare une saison sèche difficile

La saison sèche s’annonce particulièrement rude cette année, annonçant une baisse considérable du niveau dans les barrages qui va contraindre la Jirama à réduire la production électrique, à l’origine du délestage tournant. Pour pallier à cette situation, le ministre de l’Énergie et des Hydrocarbures, Lucas Rabearimanga, a détaillé les mesures […]

Jly Rakotonirina Richard: « Mihamivoatra ny ambana atrehan’ny Foloalindahy »

Nisokatra omaly, teny amin’ny Havoria Anosy, ny fihaonana arahina famelabelaran-kevitra notarihin’ny avy ao amin’ny « Ecole d’état-major » (EEM) na ny sekoly ambonin’ny Tafika Malagasy. Lohahe­vitra amin’izao fihaonana izao ny hoe : « Foloalindahy miatrika ny ambana marolafy : ny stratejika hiatrehana izany ho an’i Madagasikara ». Nandray anjara tamin’ny famelabelaran-kevitra ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN) […]

Anosibe : Mpanendaka roa lahy voasambotra

Nosamborin’ny polisy teo am-panaovana ny asa ratsiny ny mpanendaka roa lahy sarona tetsy Anosibe Tsena, ny alahady 14 jona teo. Vehivavy hamonjy tsena tamin’ny 6 ora maraina, narahin’ireo olon-dratsy. Nandrasan’izy roa lahy tamin’ny toerana mangingina, nokasainy horobaina io ramatoa io. Tetsy ankilany, nisy mpitandro filaminana avy eo anivon’ny boriborintany fahadimy […]