Une délégation malgache conduite par le président de l’Assemblée nationale, Justin Tokely, est depuis lundi en visite officielle en Inde. L’occasion pour lui de s’enquérir de l’expérience indienne, notamment dans le processus de digitalisation. A ce sujet, les représentants malgaches ont participé activement à une réunion de travail avec les […]
Other News
Moroni – Comores: Madagascar récupère ses 49 kg d’or
Fin d’un bras de fer. Après quatre années de négociations, la procédure de restitution de 28 lingots d’or de Madagascar par les Comores, pour un poids total de 49 kg, saisis à l’aéroport international Moroni Prince en décembre 2021, a enfin abouti. Cela constitue une nouvelle étape dans la normalisation […]
“Volana Ramadany”: Fotoana natokana hanampiana ny hafa sy hifadian-kanina
Ao anatin’ny volan’ny Ramadany tanteraka ny mpino silamo amin’ izao fotoana izao. Manan-danja lehibe amin’izy ireo io fotoana io satria ahafahana mifehy ny vatana sy hanomezana lanja bebe kokoa ny ara-panahy. Mandritra izany, maro ny mpino silamo no manao hetsika fanampiana ho an’ny mpiara-belona aminy. Indray mandeha isan-taona ny fanaovana […]
Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy : Mavitrika amin’ny fandraisana andraikitra izy ireo
Nifampizara traikefa sy torohevitra tetsy amin’ny Antenimieran’ny indostria sy ny varotra Antananarivo (CCIA), afakomaly, ireo vehivavy mpitarika eto amin’ny firenena. Hetsika nanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy. Lohahevitra tamin’ity taona ity ny hoe « vehivavy, reny, mpitarika : mpisehatra ho an’ny fanovana ». « Manan-talenta manokana isika Malagasy amina sehatra maro », hoy […]
VAOVAO TAMBATRA
Tsy azo atao intsony ny fanovanana ny sorabola (avenant) amin’ny tsenambaro-panjakana rehefa vita ny fandraisana tanteraka ny asa. Tsy maintsy atolotra ny filankevitry ny minisitra na ny governemanta ny fanaovana azy raha misy. Tsy azo hahitsy koa ny fifanarahana amin’ny vola aloa mialoha (avance) raha toa ka mihoatra ny 1/3 […]







