Midina ifotony ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), nanomboka ny 10 marsa teo. Nobeazina sy nentanina ny mpampiasa fiarakodia sy ny kodiran-droa mahakasika ny voka-dratsy ateraky ny setroka maloto avoakan’ny fitaovam-pitaterana, noho ny fanaovana antsirambina ny fikojakojana azy. Nitarika ny hetsika teny Andranotapahina ny minisitra Max Andonirina […]
Other News
Famokarana katsaka: Tsy ampy 100 000 taonina ny vokatra eto Madagasikara
Mifampiankina ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono. Fototry ny sakafom-biby sy sakafon’olombelona ny katsaka. Ambany ny famokarana eto amintsika, mahatratra 100 000 taonina (t) ny filana raha toa ka 150 000 t eo ny vokatra. Tsy mbola niakatra io tarehimarika io hatramin’izao ka mampananosarotra ny famokaran’ireo tantsaha izay mipaka […]
TARATRY ny KANTO
Rolf Trio, eny amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Hanomboka amin’ny 8 ora sy sasany ity seho ity, rehefa elaela tsy tazana an-tsehatra ry Rolf sy ny namany. Ho an’izay tsy afaka anio, mbola hisy fiarahana ihany koa rahampitso eny amin’ny Craam Ankatso, manomboka amin’ny 4 ora. Hialohavan’ny tafatafa ny mozika mandritra […]
Famakiam-boky: Nanjary kamboty saina ny Malagasy
Tsy ho ela, hanamarika ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny vaky boky sy ny zon’ny mpamorona » ny firenena maro. Talohan’ny taona 1975, nitana ny laharana voalohany tamin’ny famakiam-boky taty Afrika i Madagasikara. Nidina tsikelikely anefa izany noho ny antony maro samihafa. Ny tany an-tsekoly nirona be dia be tamin’ny fampiasana dika […]
« Feo roa tafaray »: Sambany hiaraka an-tsehatra i Salomon sy i Henri R.
Tsy misy fetra ny mozika… Hanaporofo izany indray ny fiarahana an-tsehatr’i Henri Ratsimbazafy sy i Salomon. Manitikitika ny maro ny mety ho endrik’ity seho ity. Tsy mbola nisy mihitsy hatramin’izay. Efa nisy ny hoe samy nanao ny anjarany, niaraka tamin’ny tarika nisy azy avy. Izao kosa vao raikitra ity fiarahanay […]







