Other News

TARATRY ny KANTO

Raha samy hamerina ihany, aleo hajaina ny fototra. Amin’ny zavakanto, sarotra (na tsy hisy mihitsy) ny hitovy tanteraka. Na izany aza, misy ny fototra. Mila hajaina ireny. Ny hira, dihy, ohatra, manana ny fotony. Raha io no niova na nokitihina, maro ny fiovana aterany. «Ry lanitra mangamanga ô», ohatra, no […]

Olombelo Ricky: « Efa nihoatra ny 45 taona ny nanaovana mozika… »

Nanamarika fiainan’olona maro koa ny hiran’ny Olombelo Ricky. Hotsarotsaroana mba hitoetra izy ireny, mandritra ilay seho etsy Mahamasina. «Efa ela loatra…». Fotoana elaela izay no nivoahan’ny afisy mbola tsy feno, ka nifampanontany ny rehetra hoe inona ity fampisehoana ity? Efa fantatra taty aoriana fa fampisehoan’ny Olombelo Ricky, izay hotontosaina ny […]

FANTINA sy FINTINA

Nanentana ny rehetra ho mailo ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo. Nambarany fa marobe ny mpisoloky ara-bola amin’izao fotoana izao. “Ao ireo milaza fa mampindram-bola na mahavita mampitombo vola, na manampy ara-bola. Maro ny mpisoloky amin’izao fotoana izao”, hoy izy. Nametraka samboady ireo ben’ny Tanàna voafidy […]

Lisi-pifidianana : Afaka manitsy ireo diso ny olom-pirenena

Hiverina tsy ho ela eny amin’ny fokontany ny lisi-pifidianana nasiam-panavaozana, araka ny nambaran’ny mpampankatenin’ny Ceni, Soava Andriamarotafika. “Mbola afaka mangataka fanitsiana ireo olom-pirenena mahita fahadisoana amin’ny mombamomba azy ao ana­tin’izany lisi-pifidianana nasiam-panavaozana izany”, hoy izy. Nambarany fa hifarana sy hikatona tanteraka any amin’ny 15 mey any ho any izany lisitra […]