Fototra iorenan’ny fampandrosoana ny toekarena manga ny tanora, amin’ny alalan’ny fandraharahana sy fandraisana andraikitra mifanaraka amin’ny filàn’ny firenena. Fandraharahana. Fototry ny fampandrosoana anio sy ho an’ny hoavy ny tanora. Nivoitra izany nandritra ny hetsika « Forum des jeunes africains sur l’économie bleue » (Fojaeb) andiany faharoa, tao Toliara, ny 17-19 avrily lasa […]
Other News
Harena an-kibon’ ny tany : Tsy araka ny tombantombana ny vidin’ny nikela
Tsy mitsaha-mitombo ny filana na ny tinady ny akora nikela eo amin’ny tsena. Eo koa ny fihenjanan’ny lafiny jeopolitika eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Akora fototra ilaina amin’ny fanamboarana bateria ho an’ny fiara elektrika ny nikela. Miakatra tsikelikely ny vidiny amin’ny ankapobeny. Mahatonga izany ny fitomboan’ny famokarana fiara elektrika sy ny […]
TARATRY ny KANTO
Tsy ampy fialamboly ny Malagasy? Ny fahamaroan’ny mpijery fety isaky ny andro tsy fiasana ve no hitarafana izany? Sao mba ilay na ireo mpanakanto no mahasarika? Fanontaniana tahaka izany no mivezivezy ao anatin’ny sain’ny olona maro isaky ny vanim-potoana hisian’ny fampisehoana an-tsehatra, etsy sy eroa. Fa tsy azo hodian-tsy hita […]
« Star Tour » Antsirabe: 4 andro, nahavory olona 120 000 mahery
Fetin’ny Paka eto Antsirabe. Niaka-daza izany tamin’ity, raha notarafina tamin’ny isan’ny olona tonga nitsidika ny hetsika « Star Tour 2025 ». Vao ny andrana, ny alakamisy dia efa tazana nisomebiseby ny olona. Ny zoma no tena nanomboka ny fety, izay lasa iray andro mialoha raha oharina tamin’ireo andiany teo aloha. Tsy hita […]
« Power of metal »: Nanjakan’ny hafanana sy angovo
Alkiniah sy Mania, tarika roa andrarezina eo amin’ny tontolon’ny mozika mavesatra. Tafaraka tetsy amin’ny Cercle Franco-Malagasy Anosy, ny faran’ny herinandro teo. Fihaonana tamin’ny mpankafy zavakanto izay nahatarafana fa natambatry ny seho « Power of metal » ny hafanana sy angovo. Tazana sy heno teny an-toerana ilay feo sy fihetsika itoeran’ireo hafanana sy […]






