Vanim-potoana mamelombelona ny maha Malagasy ao anaty izao. Misy amin’ireo fanao andavanandro no efa nolovaina tamin’ny fahagolan-tany. Voarakitra amina sanganasan’ny mpanakanto izy ireny, izay hatolotry ny Musée du Nord haranty ao amin’ny IKM Antsahavola, ny zoma 7 matsa hatramin’ny sabotsy 5 avrily ho avy izao. “Ny rakitry ny taniko Madagasikara” […]
Other News
«Festival Surakjkund 2025 » : Nisongadina tany Inde ny kolontsaina malagasy
Tsy vao sambany. Nanamafy indray ny mampiavaka ny kolontsaina malagasy ny fandraisana anjaran’ny Malagasy Folkloric Band (Maf’B), tamin’ny « Festival Surakjund 2025 » tany Inde, farany teo. Fahombiazana feno. Izay raha hanaovana jery todika ny fandraisana anjaran’i Madagasikara tamin’ilay hetsika iraisam-pirenena « Festival Surajkund Crafts Mela ». Fanao isan-taona any Surajkund, any Inde, izy […]
VAOVAO TAMBATRA
Namoaka setroka maloto sy fofona ny orinasa iray eny Ivato. Nidina teny an-toerana ny fanjakana (Medd, MIC, ONE, kaominina,…), ka nasaina naaton’ilay orinasa ny fandorany vorodamba sy plastika satria tsy tomombana ny milina ao aminy. Hiverina eny an-toerana ny ONE hanombana ny lafiny teknika sy hijery ny fanarahana ny didim-panjakana […]
Forum économique du secteur privé : Hitohy ny fisoratana anarana
Manasa ny Malagasy mpandraharaha liana handray anjara amin’ny hetsika « Forum économique du secteur privé » atao any Genève-Suisse ny Federasion’ny antenimieran’ny varotra sy ny indostria eto Madagasikara (FCCIM). Hiitatra hatramin’y 21 marsa ny fisoratana anarana mba hahafahan’ireo mpandraharaha mikarakara ireo antontan-taratasy samihafa mahakasika izany. Marihina fa hetsika goavana iraisam-pirenena ny « Forum […]
Mitomany !
Mirongatra izaitsizy ny tsy fandriampahelamana manerana ny Nosy. Isan’andro vaky izao dia misy ny maty amin’ny fomba feno habibiana. Tsy vitan’izay, tena mivadika atidoha ara-bakiteny ny olon-dratsy. Feno fahasahiana, mahasahy mandatsa-dra sy mamono ankitsirano. Tsy misy vidiny intsony ny ran’olombelona. Very maina, raraka an-tany tsy fidiny. Mampivarahontsana ny mieritreritra […]







