Misaona izao tontolo izao sy ny fiangonana. Nodimandry omaly 21 avrily ny papa François. 88 taona izy izao lasa izao rehefa nolazoin’ny aretina pnemonia. Matin’ny aretina nikiky azy nandritra ny fotoana maharitra ny lehiben’ny fiketrahana Masina ao Vatican na ny papa ray Masina François. Omaly maraina, tamin’ny 7 ora sy […]
Other News
TSELATRA
Lehilahy iray 42 taona nangalatra fiara tetsy Andrononobe, omaly tamin’ny 4 ora maraina, voasambotra. Saika niharan’ny fitsaram-bahoaka izy raha tsy tonga haingana ny avy amin’ny polism-pirenena nisambotra azy. Mpanao fantson-drano ary monina eny Ambohitrarahaba ity raim-pianakaviana ity. Vehivavy iray nitondra moto, maty tsy tra-drano vokatry ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy ny […]
Nirehitra ny Bazary kely : Tranoheva fivarotana 72 kilan’ny afo
Nirehitra ny sabotsy tamin’ny 12 ora alina teo, ny Bazary kely Toamasina. Niredareda ny afo, nifampitaona namono izany ny fokonolona sy ny vondrona mpamonjy voina. Niainga avy tao amin’ny tranoheva fivarotana vokatra malagasy “Art malagasy” ny afo, raha ny angom-baovao natao tany an-toerana. Efitra tsy misy herinaratra ary tsy nisy […]
Tsy fahazoana vatsim-pianarana : Nidina an-dalambe ireo mpianatr’i Maninday
Nitokona sy nidina an-dalambe, omaly, ireo mpianatra eo anivon’ny Oniversiten’i Maninday Toliara. Nilanja sorabaventy sy nandoro kodiarana noho ny fahatapahan’ny jiro ao amin’ny Campus, efa nandritra ny 5 andro, izy ireo. Teo koa ny tsy fahazoana vatsim-pianarana sy fampitaovana efa ho enim-bolana. Tanjon’ireo mpianatra ny hanairana ireo tomponandraikitra manoloana ny […]
Vokatry ny lozam-pifamoivoizana: Iray maty, 135 tonga nanatona hopitaly nandritra ny fetin’ny Paka
Raha ny tatitra vonjimaika voaray teo anivon’ny hopitaly HJRA omaly, olona iray no maty nandritra ny fetin’ny Paka. Nahatratra 135 kosa ireo nanatona hopitaly. Vokatry ny lozam-pifamoivoizana ny ankamaroan’izany. Olona iray no fantatra fa maty nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Paka, ny alahady sy ny alatsinainy lasa teo, raha ny […]






