Other News

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny alahady 20 sy ny alatsinainy 21 avrily izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, taranja rugby lalaovina olona 7, sokajy U18, lahy sy vavy. Handray anjara amin’izany i Mada­­gasikara, Mayotte, La Réunion ary i Maurice. Ho fantatra amin’ny faran’ny herinandro ho avy […]

Jiu-jitsu breziliana : Ho avy eto Madagasikara i Eric Noel

Ho fanatsarana hatrany ny teknika ho an’ny taranja Jiu-jitsu breziliana eto Mada­gasikara, hisy indray ny vahiny manampahaizana ho avy eto hanatanteraka seminera. Tsy iza izany fa i Eric Noel, izy izay namorona ny Komaru Jiu-jitsu, teratany kanadia­nina. Ny 16 mey izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, no hanaovana izany. Hiarahan’i […]

TSELATRA

Olona roa nitondra moto nikasa handroba mpanao gazety teny Andrianalefy, fokontany Androhibe, Boriborintany faha-V, ny alin’ny talata 15 avrily teo, tamin’ny 8 ora sy 15 minitra. Nanaraka tamin’ny moto ireo olon-dratsy ka voasakana teo amin’ny mangingina ireo lasibatra, izay olona roa. Namoaka antsy ny mpandroba saingy namaly ireo nendahina. Nisy […]