La diplomatie parlementaire prend tout son sens. Le président du Sénat malgache, le général Richard Ravalomanana, est en visite officielle dans la province de Ravenne (Italie), siège de la société Tozzi Green, à l’invitation du maire de la ville, pour renforcer les liens diplomatiques entre les deux pays et discuter […]
Other News
Coopération décentralisée : renforcement de partenariat entre la France et Madagascar
Une délégation française de l’association Gescod, partenaire de coopération de la région Grand Est, dans le cadre du suivi des partenariats décentralisés dans les régions Boeny et Betsiboka, a effectué une visite de courtoisie au ministre de la Décentralisation et de l’aménagement du territoire (MDAT) Naina Andriantsitohaina, hier à Anosy. […]
Fifanakalozana ara-barotra: Miandrandra vahaolona maharitra ny sehatra tsy miankina
Tandidomin-doza ny sehatra tsy miankina sy ireo orinasa afakaba malagasy manoloana ny fepetra napetrak’i Etazonia hampakatra ny haban-tseranana amin’ireo vokatra avy eto Madagasikara. Mitady vahaolona mahatritra sy mametraka paikady stratejika lavitr’ezaka ny fitondram-panjakana hiarovana ny toekarem-pirenena. Firenena mandray ny 50% ny lavanila malagasy i Etazonia. Manahy amin’ny hoavin’ny fihariana ireo […]
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 960 ny fatana mitsitsy ao anatin’ny tetikasa Magnasoa. Nisitraka izany ny tokantrano 960 any amin’ny kaominina Soanierana Taolagnaro, hampirisihina azy ireo hampiasa ny angovo madio sady tsy handripaka ala intsony. Tanjona ny hizarana fatana miisa 120 000 ao anatin’ity tetikasa ity, any amin’ny faritra Anosy. Misy ny bokikely manoro ny […]
Tahirim-bola ho an’ny lalana: Ifantohana ny teknolojia sy ny fiara elektrika
Mivory eto Antananarivo, omaly, 14 hatramin’ny 16 avrily ny vaomiera momba ny Tahirim-bola ho an’ny lalana na « Fonds routier » (FR) aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika (ASAFG). Ao anatin’izany i Angola, Lesotho, Malawi, Mozambika, Namibia, Zambia, Zimbabwe ary Madagasikara. Lohahevitra nodinihina ny « ho avin’ny fikojakojana ny lalam-pirenena amin’ny alalan’ny teknolojia vaovao […]






