Hanasongadinana ny vokatra eto an-toerana no tanjona amin’ny « Salon du Chocolat et de la gourmandise », araka ny voalazan’ny mpikarakara. Hanampiana ny vehivavy hahaleo tena ny vola azo amin’izany. Hotanterahina etsy amin’ny Carlton Anosy, ny sabotsy ho avy izao, tontolo andro, ny « Salon du Chocolat et de la Gourmandise ». Hetsika andiany […]
Other News
Iraky ny ONU : Hizara traikefa ho fisorohana loza an-dalambe
Nigadona teny Ivato, omaly, ny iraka manokan’ny sekretera jeneralin’ny ONU, i Jean Todt. Hanao fitsidihana momba ny fiahiana sy fisorohana ny loza eny an-dalana “Sécurité routière”. Hanatrika sy hizara ny traikefany momba izany izy mandritra ny fanombohana ny fanentanana ho fisorohana ny loza eny an-dalambe, hatao etsy Anosy, ny zoma […]
Fahaleovan-tena ara-tsakafo: Notolorana masomboly sy zezika biolojika ny MJS
Nanolotra hanam-pamokarana ho an’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena ny sekreteram-panjakana misahana ny Fahaleovan-tena ara-tsakafo, omaly, tetsy Mahamasina. Nahitana zezika biolojika, karazana masomboly : katsaka, tsaramaso, voatabia, sy ny maro hafa ny tolotra. Hovolena eny amin’ny tanin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, eny Ankorondrano, ireo tolotra ireo. Hanatanteraka ny fambolena […]
MMM: Manakiana ny tsy fisian’ny demokrasia
Nitondra ny heviny manoloana ireo hetsika niseho tato ho ato ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo. Anisan’izany ny tany Toliara, farany teo. “Niaraka tsy hita tamin’ilay kianjan’ny demokrasia ny fahalalahana maneho hevitra sy ny fiarovana ny tanindrazana eto amintsika”, hoy izy. Noresahiny koa anefa ny momba ny fifanakalozana ara-barotra amin’ny […]
Minisitra Mara Volamiranty Donna: “Tsy azo ekena ny fanakorontanana…”
Nitondra fanazavana ny tranga niseho tany Toliara, ny faran’ny herinandro teo, ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Mara Volamiranty Donna. Notsiahiviny fa misy olona any amin’ny faritra Atsimo mivoy fanakorontanana. Hentitra sy nahitsy ity mpitondra tenin’ny governemanta ity tamin’izany. “Efa mijoro miatrika ny hoaviny ny vahoaka malagasy ka tsy […]






