Other News

antoko VHT : “Tokony hiaraha-mijery ny fanaovana politika eto”

“Mikorontana tanteraka ny fanaovana politika eto Ma­dagasikara. Tsy misy fitsipika demokratika mandeha intsony. Ny zava-misy: rehefa ma­nelingelina ny tombontsoan-dRanona dia tonga ny famotehana. Na mety hiafara amin’ny famoizana aina aza…” Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny antoko Vonona hijoro ho an’ny tanindrazana (VHT), Razanakoto Norbert, manoloana ny toe-draharaham-pirenena tato ho ato. […]

Raharaham-pirenena : Manaitra ny mpitondra ny HVM

Naneho ny heviny manoloana ny fiainam-pirenena ny eo anivon’ny antoko HVM, tamin’ny alalan’ny sekretera jeneraliny, Rasambany Alain Desiré. Nambarany fa tokony hahay haka lesona ny mpitondra sy ireo mpiara-dia aminy. Ny fahoriam-bahoaka sy ny fahapotehan’ny firenena no tokony hanosika ny rehetra hanao tambabe hiadiana amin’ny tsy fanarahan-dalàna, araka ny nambarany. […]

Depiote Rajerson Antoine : “Mila mamokatra isika manoloana ny haba ho 47%-n’i Etazonia”

Naneho ny heviny momba ny fampiakaran’i Etazonia ny haba 47% ny Depiote Rajerson Antoine. Tokony handini-tena isika eto Madagasikara, araka ny nambarany… «Tokony handini-tena isika eto Madaga­sikara, ary hanomboka hijery fa misy zavatra tsy mety sy tsy manjary ataontsika eto. Raha mieritreritra handroso sy handeha lavitra eto amin’ny tany sy […]

SOMBIM-BAOVAO

Misongadina hatrany ilay Malagasy mpilalao baolina kitra, i El Hadary, any France. Ny alahady lasa teo, nandritra ny andro faha-23 hiadiana ny ho tompondakan’i France, sokajy U19, nivoaka ho mpandresy tamin’isa 4 no ho 2, nanoloana an’i Mulhouse ny ekipan’ ny Paris FC misy azy. Anisan’ireo nahafaty ny baolina iray […]

Rugby Afrika : Nanatrika seminera tany Maroc ny dokotera Felana

Notanterahina tany Saidia Oujda, Maroc, ny 4 hatramin’ ny 5 avrily lasa teo, ny semineran’ny Federasionin’ny rugby eto amin’ny faritr’i Afrika. Nandray anjara tamin’izany avokoa ireo federasionina maro misy eto Afrika, ary misolo tena ny Malagasy Rugby amin’izany, ny Doko­tera Rajaona Felana. Tanjona amin’izany ny hampandrosoana ny Rugby, amin’ny sehatra […]