Other News

Trafikana Cocaïne, 16 Miliara ariary: Maorisianina telo sy Malagasy dimy naiditra am-ponja

Saron’ny zandarimariam-pirenena misahana ny ady heloka bevava, ny faran’ny herinandro teo, ireo zava-mahadomelina (Cocaïne) milanja 16,45 kilao. Olona sivy, mpiray tsikombakomba voasambotra. Mitentina 16 miliara mahery ireo zava-mahadomelina sarona ireo. Zava-mahadomelina ma­hery vaika avy any Pakistan saika haondrana antsokosoko any Nosy Maurice ireto tratra ireto, raha ny tatitra avy amin’ny […]