Other News

“Fahano” : Gazety boky kristianina

“Fahano ny saina sy ny fanahy”. Izay no tena lohatenin’ity gazety boky vaovao ity. Gazety boky kristianina, izay noketrehina mba hahatonga ny Malagasy tia mamaky boky, andaniny, fa ho famelomana ara-panahy ny mpamaky amin’ny foto-pampianarana kristianina ihany koa, ankilany. ”Handrehatra ny finoan’ny tsirairay mba hiaina fa tsy ho velona fotsiny […]

Fitaizana sy fanabeazana : Ahina ho very tanteraka ny lalao iombonana

Nanampy betsaka ny fitaizana teo anivon’ny ankohonana ny lalao iombonana. Niombonana rahateo ny zanaka tamin’­izany… Ankehitriny, mampanahy ny hahavery tanteraka azy ity. Tao amin’ny ankohonana, ny ray aman-dreny niteraka, nanabe ho olom-banona. Vao mivoaka ny tokonana ny zaza sy ny ankizy ary ny tanora, mandray ny andraikiny manoro, mitari-dalana ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Mihena ny delestazy eto Antananarivo. Antony, niakatra ny haavon’ny renirano manodina ny tohodranon’Andekaleka any amin’ny faritra atsinanan’i Madagasikara, vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Faida. Miakatra, araka izany, ny famokarana any an-toerana, mamatsy herinaratra ny tambajotra eto Antananarivo sy ny manodidina (RIA). Mitantana ny tetezana Mangoro sy Antsam­pazana (RN2), ny minisiteran’ny Asa […]

“Ultra Trail des Ô Plateaux” : Sady fizahantany no fanatanjahantena

Hanome lanja ny sehatry ny fizahantany sy ny tontolo iainana ny hetsika “Ultra Trail des Ô Plateaux” (Utop), an­diany faha-16, amin’ity taona ity, hotanterahina manomboka ny 9 ka hatramin’ny 11 mey, ao Mantasoa. « Fotoana iray ahafahan’ireo mpandray anjara mahita sy mankafy ny hakanton’ny toerana ary ma­mantatra ny mampiavaka ny tanànan’i […]

Tsy mazavazava?

  Inona no tena zava-misy marina eto amin’ity firenena ity? Ohatra ny hafahafa, tsy mazavazava, izany ny fivoaran’ny raharaha politika. Misy kitsapatsa tsy hay hoe avy aiza na avy aiza izany. Ny tsaho sy ny honohono toa misary sangisangy zary tena tsy lazaina intsony. Fanina tsy hita izay ho lazaina […]