Other News

Ratsietison Jean-Jacques: “Namadika ny tolona ny vondrona Firaisankina”

“Nahatonga ny kolektifan’ny kandidà 10 (C10) niparitaka ta­min’ny 2023, fifidianana filohan’ny Repoblika, namadika ny kandidà Ravalomanana Marc: nandefa ny olona handeha hifidy”. Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny antoko Fahefa-mividy izao no ilain’ny Malagasy (FMI-Ma) izay mpikamban’ny Kolektifa an’ny Malagasy ary kandidà filohan’ ny Repoblika, Ratsietison Jean-Jacques, taona 2023, manoloana ny […]

Indray mijery

Nanome tohana ara-bola hoentina mikarakara ny atrikasa ho fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana ambony, hotanterahina ny 23 sy 24 janoary ho avy izao, ny Direct Aid. Manamarika ny fitohizan’ny fiaraha-miasa sy ho fanatsarana ny tontolon’ny fampianarana ambony eto Madagasikara izany. Mitohy hatrany ny fitsinjarana ireo fanampiana nanoloana ny voina haintrano tao […]

Taratry ny kanto

“Conference Live” miaraka amin’i Silo. “Avy any amin’ny aingampanahy, mankany amin’ny hira vita”. Ao anatin’izay fotoana nanaovany ny tolotra fanohanana ireo mpamoron-kira izay i Silo amin’izao fotoana izao. Hofaranany, anio, etsy amin’ny ADMC-Craam Ankatso izany, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Atrikasa, velakevitra arahina fampisehoana io. Tafaverina indray ny hetsika ara-javakanto […]

Fondation H Ambatomena: hizara ny fahaiza-manaony ry Aina Zo R.

Tanterahina anio, eny amin’ny Fondation H Ambato­mena, ny tafa sy dinika iarahana amin’i Aina Zo Rabe­ranto sy i Miora Rajaonary. Manodidina ny fampirantiana « Lamba » no tena resahina ao anatin’izany. Ho hita ao anatin’izany ny hevitra fonosin’ireo zavakanto mandravaka ny fampirantiana. Eo ihany koa ny fomba maro samihafa nampiasain’ny Malagasy iza­ny […]