Other News

Faha-35 taonan’ny Faribolana Sandratra: mpanoratra 40 nomena ny mariboninahitry ny kanto

Anisan’ny fikambanana “zoky” namolavola talenta maro ny Faribolana Sandratra. 35 taona aty aoriana, notoloran’ ny fanjakana mariboninahitra ireo mpikambana maro ao anatiny, ho fankasitrahana sy ho fampirisihana azy ireo hanohy ny ezaka vitany. Nampiakarina ho eo amin’ny laharan’ny “Com­mandeur des arts, des lettres et de la culture” ny poeta, mpanoratra […]

Fantina sy fintina

Nitaky ny fampitahana ny taratasy firaketana voka-pifidianana (PV) avy any amin’ny Ceni sy ny avy amin’ireo kandidà, i Fanirisoa Ernaivo, araka ny fanehoan-keviny, omaly. “Fomba iray ahafahana mamoaka valim-pifidianana tena izy sy marina izany”, hoy izy. Nanteriny fa tsy hanaiky ny voka-pifidianana feno hosoka sy tsy nanara-dalàna ny tenany. Nirary […]

Faharavana apokaliptika!

Tsy i Madagasikara irery akory no may fa izao tontolo izao mihitsy. Nanaitra ary mampametra-panontaniana ny faharavan’ny tanàna maro any Los Angeles hatrany Hollywood. Tsy mahahenjana ny henjana ny loza voajanahary. Ana hetsiny ny traboina sy rava fananana. Trano an-tapitrisany dolara, fiara maro no lasa lavenona. Loza tsy azon’ny saina […]

Fitakian’ny RMDM: “Ampahafantaro ireo ordonnances aman’aliny”

Amin’ny anaran’ny mangaraharaha, araka ny fitakiana. Nitondra valin-kafatra ho an’ny eo anivon’ny Ceni ny avy amin’ ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia (RMDM). Nambaran’ny mpitarika, ny pasitera Tsarahame Edouard, tamin’izany, fa nampahafantarin’ny Ceni sy naseho ampahibemaso ny taratasy fangatahan’ny kandidà Ravaloma­nana Tojo, ny ordonnance na­hafahany miditra anaty lisi-pifidianana. “Koa takinay […]

Tselatra

 Nasesin’ny jiolahy ny tokantrano miisa telo tao amin’ny fokontany Belobaka, Mahajanga II, afakomaly tamin’ny 2 ora maraina. Niantso vonjy tamin’ny manodidina sady nitsioka kiririoka ny lasibatra ka tsy nahazo na inona na inona ireo jiolahy. Raim-pianakaviana iray niezaka niaro tena voafiran’ny antsy nataon’ireo mpandroba.  Renim-pianakaviana roa sy zazalahy 10 taona […]