Vita izay ny kifetifety. Efa miasa sy miverina amin’ny laoniny ny andavanandro. Taona vaovao mandalo sedra sy fanamby maro. Ny politika, tsy hita izay ilazana azy. Miandry am-pitoniana ny voka-pifidianana avy amin’ny Tribonaly misahana ny ady atao amin’ny fanjakana. Miankina amin’izay ny ho fivoaran’ny toe-java-misy eto amin’ny firenena. Efa manambanambana […]
Other News
Fikaroham-bahaolana: ho raikitra ny fikaonandohan’ny herivelona
Nanao fanambarana ireo eo anivon’ny Komity iombonan’ny mpiasa (Kim) sy ireo sendikà ary ireo mpanao politika vitsivitsy. Nambaran’izy ireo, tamin’izany, fa efa tena halohalika ny ranom-bary. «Tsy mandeha ho azy ireny hafatra sy fanambarana nataon’ireo raiamandreny am-panahy ireny. Koa miantso ny herivelona eto amin’ny firenena izahay hikaondoha hiaraka hitady vahaolana […]
UTOP-16e édition: rendez-vous les 9-10-11 mai
La 16 édition de l’Ultra Trail des O Plateaux (Utop) se disputera les 9, 10 et 11 mai. L’association est déjà en pleine préparation. Comme chaque année, l’Utop promet diverses surprises et des innovations qui attirent davantage de participants, tout en restant fidèle à sa mission. « La mission de […]
Coupe d’Afrique de tennis de table: Océane et Gracia pour une première participation
La capitale tunisienne (Tunis), accueillera la prochaine édition de la Coupe d’Afrique de tennis de table du 25 janvier au 2 février. Madagascar sera une nouvelle fois de la partie, marquant sa troisième participation consécutive à ce tournoi continental, en alignant plusieurs pongistes, dont Océane et Gracia qui seront à […]
Taekwondo – Saison 2025: les championnats d’Afrique en ligne de mire
L’année 2025 sera chargée pour le taekwondo malgache WT (World Taekwondo) qui a en ligne de mire les championnats d’Afrique des clubs seniors de Bamako (Mali) ainsi que cadets et juniors, à Lagos (Nigeria) en août. Le taekwondo malgache veut relever de nouveaux défis pour la saison 2025. Le président […]






